ECS Sera Poin'c

ECS Sera Poin'c Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ECS Sera Poin'c, Hardware shop, Tsaralalana, Antananarivo.

ECO Cartouche Service πŸ–¨οΈ
πŸ› οΈ Varotra sy Fanamboarana Imprimante & Photocopieuse.
πŸ’Ž Cartouche, Encre, Poudre Laser & Consommables rehetra.
✨ Serivisy Fanatontana (Impressions) manara-penitra.
πŸ“ Tsaralalana - Andravoahangy
πŸ“ž 034 83 754 42

14/04/2026
πŸš€ TONGA INDRAY ARY NY IMPRIMANTE ETO AMIN'NY E.C.S  EEEH! πŸš€Izao no fotoana hihaonanao amin'ny imprimante nofinofinao! ✨ ...
14/04/2026

πŸš€ TONGA INDRAY ARY NY IMPRIMANTE ETO AMIN'NY E.C.S EEEH! πŸš€

Izao no fotoana hihaonanao amin'ny imprimante nofinofinao! ✨ Fitaovana matanjaka πŸ’ͺ, mitsitsy tanteraka πŸ’°, ary azo itokisana amin'ny vidiny tena mirary. 🏁πŸ₯³ Ny Eco Cartouche Service dia faly manolotra anao ny tsara indrindra ho an'ny asanao!

Ny Eco Cartouche Service πŸ–¨οΈ dia manolotra anao ireo "Best-Sellers" azonao isafidianana:

πŸ”₯ HP LaserJet P1505 ⚑ (23 ppm) - Ilay haingana sy matanjaka ho an'ny asa be!
🌟 HP LaserJet P1102 πŸ’Ž (18 ppm) - Ilay mitsitsy sady be mpitady indrindra!
πŸ“‹ HP LaserJet 1020 Plus πŸ›‘οΈ (14 ppm) - Ilay "LΓ©gende" tsy mety simba sy mateza!
πŸ… Canon LBP 3108 ✨ (16 ppm) - Kalitao avo lenta sy fanontana mazava tsara!
πŸ’Ž Canon LBP 251dw πŸš€ (30 ppm) - Pro: Wi-Fi & Recto-Verso Automatique!

πŸ›‘οΈ Entana voazaha & misy Service Apres Vente.
πŸ› οΈ Torohevitra momba ny fikojakojana (Maintenance).
πŸ’Έ Vidiny mirary mifanaraka amin'ny rehetra!

🚚 Afaka mandefa any amin'ny faritra izahay! πŸ“¦πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ“ Toerana misy anay: Tsaralalana πŸ₯ – Andravoahangy πŸͺ
πŸ“ž Antsoy mivantana: 034 83 754 42 πŸ“²

#719 πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯

πŸ”₯ ELA NIANDRASANA KA IRETO FA TONGA: TOPOVETRA BE AMIN'NY IMPRIMANTE ECS PROMOTION! πŸ”₯Efa ela ve ianao no nitady impriman...
26/03/2026

πŸ”₯ ELA NIANDRASANA KA IRETO FA TONGA: TOPOVETRA BE AMIN'NY IMPRIMANTE ECS PROMOTION! πŸ”₯

Efa ela ve ianao no nitady imprimante matanjaka πŸ’ͺ, mitsitsy πŸ’°, ary azo itokisana nefa amin'ny vidiny mirary? ✨ Ny fiandrasanao dia tapitra izao! 🏁πŸ₯³

Ny Eco Cartouche Service πŸ–¨οΈ dia faly manolotra anao ireo "best-sellers" πŸ† amin'ny imprimante Laser Monochrome (mainty sy fotsy), izay efa nandrasanareo fatratra. 🀩

πŸ‘‰ Ireo imprimante ato aminay izay hahitana fihenam-bidy: πŸ“‰ (Jereo ao amin’ny sary ny antsipiriany πŸ“Έ)

βœ… HP LaserJet 1020 Plus πŸ“‹ (Ilay kely nefa tsy mena-mitaha! πŸ’ͺ)
πŸš€ HP LaserJet P1505 ⚑ (Hafainganam-pandeha ambony ho an'ny maika! 🏎️)
🌟 HP LaserJet P1102 πŸ’Ž (Ilay malaza indrindra sady tena mitsitsy! πŸŽ–οΈ)
✨ Canon LBP 3108 πŸ… (Kalitao avo lenta sy mateza! πŸ’―)

πŸ’Έ Vidiny mifanaraka amin'ny rehetra (Prix imbattable!). 😱πŸ”₯

πŸ“… Aza tara fa voafetra ny entana (Stock limitΓ©)! ⏳
Aza avela handalo ity fotoana ity hahazoana fitaovana tsara amin'ny vidiny mirary! πŸƒβ€β™‚οΈπŸ’¨

🚚 Afaka mandefa izahay na any amin’ny faritra aza ianao!!! πŸ“¦πŸ‡²πŸ‡¬ (Livraison rapide sy azo antoka ✈️)

πŸ“ Toerana misy anay: Tsaralalana πŸ₯ – Andravoahangy πŸͺ
πŸ‘ Facebook: ECS Sera Poin’c βœ…
πŸ“ž Antsoy mivantana: 034 83 754 42 πŸ“² πŸ’¬



πŸ–¨οΈ #

πŸ“’ PROMOTION EXCEPTIONNELLE CHEZ ECO CARTOUCHE SERVICE! πŸš€Mila imprimante Laser Monochrome (mainty sy fotsy) matanjaka ve ...
25/03/2026

πŸ“’ PROMOTION EXCEPTIONNELLE CHEZ ECO CARTOUCHE SERVICE! πŸš€
Mila imprimante Laser Monochrome (mainty sy fotsy) matanjaka ve ianao nefa amin'ny vidiny mirary? Araraoty ny fihenam-bidy be amin'izao ECS Promotion izao!

Misy safidy maromaro azo isafidianana:

πŸ”Ή Canon i-SENSYS LBP251dw
Hafainganam-pandeha: 30 pejy isa-minitra
Recto-Verso Automatique
Connexion: Wi-Fi, Ethernet, USB
πŸ’° 500 000 Ar (Vidininy teo aloha: ~~650 000 Ar~~)

πŸ”Ή Canon LBP 223dw / 212dw
Hafainganam-pandeha: 33 pejy isa-minitra
Recto-Verso Automatique
Connexion: Wi-Fi, Ethernet, USB
πŸ’° 480 000 Ar (Vidininy teo aloha: ~~600 000 Ar~~)

πŸ”Ή HP LaserJet Pro 400 M401dne
Hafainganam-pandeha: 33 pejy isa-minitra
Recto-Verso Automatique
Connexion: Ethernet, USB
πŸ’° 480 000 Ar (Vidininy teo aloha: ~~600 000 Ar~~)

βœ… Tombony: Imprimante efa fantatra amin'ny faharetana sy ny fitsitsiana ranon-doko (toner).

Afaka manao livraison izahay na eto Tana na ho anao any amin'ny Faritra

πŸ“ Toerana misy anay: Tsaralalana - Andravoahangy
πŸ“ž Antsoy mivantana: 034 83 754 42

Aza tara fa voafetra ny entana! πŸƒπŸ’¨


MIARAHABA  EHPROMOTION BE HATOLOTRA HO ANTSIKAIMPRIMANTE MULTI FONCTION A3 (Canon iR Series)🌟 SPECIAL PHOTOCOPIEUR A3 - ...
24/03/2026

MIARAHABA EH
PROMOTION BE HATOLOTRA HO ANTSIKA
IMPRIMANTE MULTI FONCTION A3 (Canon iR Series)
🌟 SPECIAL PHOTOCOPIEUR A3 - MATANJAKA SY MAHARITRA! 🌟

Mila machine mahazaka asa be ve ny biraonao? Ireto ary ny Canon imageRUNNER (A3/A4) ho anareo:

βœ… Canon iR 2520 / 2530 : Ilay "Machine de Guerre"! Recto-Verso Automatique, Toner C-EXV 33 (14 600 pages), doria vao lany! πŸ—οΈ
βœ… Canon iR 2204N : Moderne sy ConnectΓ©! Misaka Wi-Fi sy Ethernet, azo ampiasaina avy amin'ny Smartphone. πŸŒπŸ“±
βœ… Canon iR 2018 : Tsotra nefa matanjaka (Fiable), tonga dia efa misy RΓ©seau (Ethernet) ho an'ny mpiasa maromaro. πŸ”Œ

πŸ‘‰ Tombony : Format A3 (plans, registres, affiches) sy coΓ»t d'impression farany ambany indrindra! πŸ“‰

🚚 Na Faritra na eto Tana dia afaka mandefa izahay!
βœ… Afa-po amin'ny Test vao mandoa vola (Paiement Γ  la livraison)!

πŸ“ž Antsoy ary ny 034 83 754 42,
na manantona anay etoπŸ“ Tsaralalana na Andravoahangy

🌟 Salanitra e! Miarahaba antsika rehetra indray izahay eto amin'ny Eco Cartouche Service!!! πŸŒŸπŸ–¨οΈ IMPRIMANTE LASERJET MULT...
20/03/2026

🌟 Salanitra e! Miarahaba antsika rehetra indray izahay eto amin'ny Eco Cartouche Service!!! 🌟

πŸ–¨οΈ IMPRIMANTE LASERJET MULTIFONCTION indray no tolotra omenay anareo mpanjifa hajaina; Noir et Blanc (Monochrome). ⚫βšͺ

πŸ–ΌοΈ Aza misalasala mijery ny sary fa ao avokoa ny mombamomba (Description) ireo Imprimante. πŸ“‘

🚚 Na Faritra (Province) na eto Tana dia afaka mandefa ny Imprimante tonga any aminao izahay!!! πŸ“¦βœ¨

βœ… Afa-po amin'ny Test ianao vao mandoa vola!! πŸ€πŸ’°

πŸ“² Ka antsoy dieny izao ary ny 034 83 754 42 πŸ“ž na alefaso eto amin'ny pejy ny hafatrao!! πŸ“©

πŸ“ Afaka manantona ihany koa na Tsaralalana na Andravoahangy ianao! πŸ’πŸƒβ€β™‚οΈ





#

🌟 Mila cachet matihanina sy tsara kalitao ve ianao? 🌟Eto amin'ny ECO CARTOUCHE SERVICE (ECS) dia manampy anao izahay ami...
19/03/2026

🌟 Mila cachet matihanina sy tsara kalitao ve ianao? 🌟

Eto amin'ny ECO CARTOUCHE SERVICE (ECS) dia manampy anao izahay amin'ny fanamboarana ny cachet rehetra ilainao:

βœ… Logo, Anarana, ID, Code QR... izay tianao dia vita!
βœ… Ho an'ny Orinasa, Sekoly, Entreprise, na ho an'ny manokana (Personnel).
βœ… Modely maro azo isafidianana: Crystal, miloko, hazo, sns.

Mangarahara, haingana, ary madio ny asanay! ✨

πŸ“ž Antsoy avy hatrany izahay : 033 83 754 42 / 034 83 754 42
πŸ“₯ Na mandefa hafatra mivantana (MP) : ECS Sera Poin'c
πŸ“ Toerana misy anay :
πŸ‘‰ Tsaralalana
πŸ‘‰ Andravoahangy

Miarahaba antsika rehetra indray, izahay eto amin'ny Eco Cartouche Service! πŸ‘‹βœ¨πŸŒŸImprimante Laser Monochrome (Noir) πŸ–¨οΈπŸ–€πŸ”Œ n...
17/03/2026

Miarahaba antsika rehetra indray, izahay eto amin'ny Eco Cartouche Service! πŸ‘‹βœ¨πŸŒŸ

Imprimante Laser Monochrome (Noir) πŸ–¨οΈπŸ–€πŸ”Œ no tolotra ato aminay :

Ka afaka mijery ny sary ianao raha mila ny description πŸ“ΈπŸ“œβœ… ary ny teste dia afaka ataonao aty Tsaralalana na Andravoahangy!!!

Na faritra na eto Antananarivo dia afaka mandefa izany izahay!!! πŸššπŸ“¦πŸ‡²πŸ‡¬πŸš€

Ka antsoy ary ny 034 83 754 42 πŸ“žπŸ“± na alefaso amin'ny Pejy ny hafatrao πŸ“©πŸ’¬

16/03/2026

Address

Tsaralalana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ECS Sera Poin'c posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category