𝗦𝗢𝗦 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗔𝗚𝗘 𝗠𝗔𝗗𝗔

  • Home
  • 𝗦𝗢𝗦 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗔𝗚𝗘 𝗠𝗔𝗗𝗔

𝗦𝗢𝗦 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗔𝗚𝗘 𝗠𝗔𝗗𝗔 Fampianarana sy tolo-tsaina hampahomby ny fanambadiana sy ny fiainam-pitiavana

🔔SOS MARIAGE CONFERENCE 1ere Edition 2025‼️📌Taorian'ny fizarana ny impact ' y SOS MARIAGE tamin'ny fanambadiana sy ireo ...
15/02/2025

🔔SOS MARIAGE CONFERENCE 1ere Edition 2025‼️

📌Taorian'ny fizarana ny impact ' y SOS MARIAGE tamin'ny fanambadiana sy ireo tanora dia nizara fitaovana ara-panahy sy traikefa i Pastor Frank sy Pastor Sandrina, Mpanorina ny SOS MARIAGE.

📌Famerenana @ laoniny ny fanambadiana sy ny tokantrano, fiakarana @ haavo ambony kokoa @ fahatakarana mikasika ny planin'Andriamanitra no nozarain'izy ireo ka tena nampientanentana ireo mpanatrika.

📌Ary teo ampamaranana no nisian'ny fizarana mainampoana ny boky SOS MARIAGE Edition 1 sy ny tirage n'ny cadeaux fampiasa ao antokantrano ka nahazoan'ny lahatana voalohany "cocotte minute".

🌟Mankasitraka manokana ny Association "Dunamis" izay partenaire manokan'ny SOS MARIAGE

🌟@ SOS MARIAGE CONFERENCE Edition 2 2025 indray mihaona e!

Aza misalasala miantso anay raha mila tolotsaina mikasika ny fitiavana sy ny fanambadiana @ numero ☎️034 31 762 12.

🔔JOUR J-J SOS MARIAGE 🚨⚠️Misy zavatra tokony atao ireto:‼️ manamafy fa nisoratra anarana ianao‼️ mitondra stylo sy cahie...
15/02/2025

🔔JOUR J-J SOS MARIAGE 🚨

⚠️Misy zavatra tokony atao ireto:
‼️ manamafy fa nisoratra anarana ianao
‼️ mitondra stylo sy cahier handraisana naoty
‼️ manisy "reveil" na "rappel" ny tel nao sao dia tara

📌Raha tsy mbola hitanao ny toerana dia mandeha "bus" ALASORA ianao dia miala eo @ arret "RELAX" dia efa misy hotesses miandry anao eo.

👉🏼Mampatsiahy anao fa tsy misy vidim-pidirana.

🔔JOUR J-1 SOS MARIAGE 🚨⚠️Misy zavatra tokony atao ireto:‼️ manamafy fa nisoratra anarana ianao‼️ mitondra stylo sy cahie...
14/02/2025

🔔JOUR J-1 SOS MARIAGE 🚨

⚠️Misy zavatra tokony atao ireto:
‼️ manamafy fa nisoratra anarana ianao
‼️ mitondra stylo sy cahier handraisana naoty
‼️ manisy "reveil" na "rappel" ny tel nao sao dia tara

📌Raha tsy mbola hitanao ny toerana dia mandeha "bus" ALASORA ianao dia miala eo @ arret "RELAX" dia efa misy hotesses miandry anao eo.

👉🏼Mampatsiahy anao fa tsy misy vidim-pidirana.

📌Hahatonga anao hahomby kokoa eo amin’ny fiainana ara-pitiavana dia misy ny SOS MARIAGE Conference eny amin’ny 📍DIPLOMAT...
13/02/2025

📌Hahatonga anao hahomby kokoa eo amin’ny fiainana ara-pitiavana dia misy ny SOS MARIAGE Conference eny amin’ny 📍DIPLOMAT CENTER ALASORA @ Sabotsy 15 Febroary @ 2 ORA TOLAKANDRO🤩❤️‍🔥

💝Aza adino fa misy ny fanomezana ho an’ireo izay 20 voalohany manao réservations, misy ihany koa ny tirage izay azahoana loka maro samihafa🤩🤩

🏃‍➡️🏃‍♀️‍➡️ Ka mihazakazaha ary, sorato ny anaranao amin’ny fiantsoanao ny ☎️034 31 762 12 na ny fandefasanao MP📩 amin’ny page 𝗦𝗢𝗦 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗔𝗚𝗘 𝗠𝗔𝗗𝗔

EH ETSY ANIE EH‼️📌CELIBATAIRE IANAO❓📌MANANA OLONTIANA IANAO❓📌AO ANATY FANAMBADIANA IANAO❓ 👉🏼 Ny SOS MARIAGE dia natao ho...
12/02/2025

EH ETSY ANIE EH‼️

📌CELIBATAIRE IANAO❓
📌MANANA OLONTIANA IANAO❓
📌AO ANATY FANAMBADIANA IANAO❓

👉🏼 Ny SOS MARIAGE dia natao ho anao, fotoana io hampianarana anao ny atao hoe fahombiazana eo amin’ny fanambadiana, sy ny fiainampitiavana😍

💝Misy ny fanomezana ho an’ireo izay 20 voalohany manao réservations, misy ihany koa ny tirage izay azahoana loka maro samihafa🤩🤩

🏃‍➡️🏃‍♀️‍➡️ Ka mihazakazaha ary, sorato ny anaranao amin’ny fiantsoanao ny ☎️034 31 762 12 na ny fandefasanao MP📩 amin’ny page 𝗦𝗢𝗦 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗔𝗚𝗘 𝗠𝗔𝗗𝗔

🚨‼️7 ANDRO SISA DIA TONGA ILAY ANDRO LEHIBE🔔🗒️Handraisanao tolotsaina tari-dalana ho an'ny tohin'ny fiainampitiavanao.👩‍...
07/02/2025

🚨‼️7 ANDRO SISA DIA TONGA ILAY ANDRO LEHIBE🔔

🗒️Handraisanao tolotsaina tari-dalana ho an'ny tohin'ny fiainampitiavanao.👩‍❤️‍👨

⚠️Miankina aminao ny tohiny!!

📌Misoratra anarana sy mamandria toerana.

🆘 SOS MARIAGE
❣️Asabotsy 15 Fevrier 2025
📍DIPLOMAT CENTER AMBOAROY ALASORA
🕐@ 14h

Infoline : 034 31 762 12

🖇️FANTATRAO VE MISY ANTONY MATOA IANAO NATAON'ANDRIAMANITRA LAHY NA VAVY⁉️📌Tsy resaka filahiana na fivaviana fotsiny no ...
04/02/2025

🖇️FANTATRAO VE MISY ANTONY MATOA IANAO NATAON'ANDRIAMANITRA LAHY NA VAVY⁉️

📌Tsy resaka filahiana na fivaviana fotsiny no mahasamihafa ny lahy sy ny vavy fa misy toe-po sy fomba fisainana koa efa napetrak'Andriamanitra h@ namoronany azy.

📌Raha te hiaina fianampitiavana mahomby ianao, mila fantatrao ny planin'ny mpamorona (Andriamanitra) mahakasika anao lehilahy io sy ianao vehivavy io.

📌Zaraina aminao mandritra ny Conference SOS mariage izany ny :
⏳Asabotsy 15 fevrier 2025 amin’ny 🕑 2 ora eny @ 📍DIPLOMAT CENTER FGMC Alasora.

‼️Mihazakazà mamandrika toerana sy misoratra anarana zao dia zao.
Aza miandry rapitso fa antsoy ny ☎️ 034 31 762 12

‼️FANKALAZANA NY FETIN'NY MPIFANKATIA ny DATEN'NY 14 FEVRIER👩‍❤️‍👨📌Azo atao tsara:💟 ny miaina fiainampitiavana tsara kok...
02/02/2025

‼️FANKALAZANA NY FETIN'NY MPIFANKATIA ny DATEN'NY 14 FEVRIER👩‍❤️‍👨

📌Azo atao tsara:
💟 ny miaina fiainampitiavana tsara kokoa
💟 ny mamerina @ laoniny ny fiainampitiavana izay mety efa mangatsiaka, rava na mikorontana
💟 mahita olona mifanaraka @ ilay irinao raha mbola tsy manambady ianao na fofony

📌Ny tokony ataonao dia TSOTRA:
1️⃣ miantso ny ☎️034 31 762 12 misoratra anarana hamandrika toerana
2️⃣ mametraka ao anaty agenda nao ny date voasoratra etsy ambany.

⚠️TOKONY HO TOMBONY ny fiainampitiavana @ tohin'ny fiainanao fa tsy VESATRA na ROUTINE na DEVOIR FOTSINY.

Partie 1/3 || Ny tao ivelany sy ny tao anatiny'' Raha atao jery todika ny fandrindrana sy ny fandaminana rehetra nandrit...
05/08/2024

Partie 1/3 || Ny tao ivelany sy ny tao anatiny''

Raha atao jery todika ny fandrindrana sy ny fandaminana rehetra nandritra ny '' Journée des célibataires '' omaly Sabotsy 3 Aogositra dia tena azo lazaina fa lavorary izany. Satria nanaraka ny lamina rehetra ny zava-niseho.

Afa-po na ny mpikarakara na ny rehetra nanatrika ny fotoana. Tsiahivina fa nizara 4 ny fotoana omaly dia ny : MISS & MISTER - COACHING - JEUX et ANIMATION - SPEED DATING.




SUIVANT ▶️

Mafana be ny “Speed Dating” amin’izao miaraka amin’ny Journée des Célibataires🔥🔥❤️
03/08/2024

Mafana be ny “Speed Dating” amin’izao miaraka amin’ny Journée des Célibataires🔥🔥❤️

Address

Madagascar

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝗦𝗢𝗦 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗔𝗚𝗘 𝗠𝗔𝗗𝗔 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Hardware Service?

Share