Tefi Location

Tefi Location Location de voiture partout à Madagascar 🇲🇬

Pour nous, voyagez est avant tout une passion.

On vous offre l'excellence, le confort, la sérénité, un service garanti avec nos véhicules d'exception.
📆 Réservez vite en MP ou ☎️: 034 21 477 82 (WhatsApp)

Mamy ny mody 🥰 Vita mission 51andro be izao🫡.Disponible location courte et longue durée isika, n'aiza n'aiza eto Madagas...
12/02/2026

Mamy ny mody 🥰 Vita mission 51andro be izao🫡.
Disponible location courte et longue durée isika, n'aiza n'aiza eto Madagasikara 🇲🇬
Réservation MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

Mamy anie zany 🥰❤️ Ovina no hoany ianareo ?Ntontolo mafinaritra, rivotra madio mba miala kely ny renivohitra, niala be m...
07/02/2026

Mamy anie zany 🥰❤️ Ovina no hoany ianareo ?
Ntontolo mafinaritra, rivotra madio mba miala kely ny renivohitra, niala be mihitsy moa izany ito fa dia tany tany.

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp) ny réservation, mankasitraka tompoko 🙏

31/01/2026

Mafimafy fona ny combat 🫡 Zay mahita hoe mafy ilay 4x4 taloha raha mitaha amin'lay vaovao, sa ahona hoy nareo ?

‼️ CYCLONE FYTIA‼️ Dia ahona, andeha sa hijanona ? Misy adidy tena tsy azo hialana anefa 😓Manana fiara offroad azo hisaf...
31/01/2026

‼️ CYCLONE FYTIA‼️ Dia ahona, andeha sa hijanona ? Misy adidy tena tsy azo hialana anefa 😓
Manana fiara offroad azo hisafidianana izahay raha tena tsy maintsy mandeha.

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

Milamina ery rehefa mba tsara ny lalana 🥰❤️ Merci beaucoup de nous avoir choisi et bon retour en FRANCE 🇫🇷MP ou ☎️ : 034...
28/01/2026

Milamina ery rehefa mba tsara ny lalana 🥰❤️
Merci beaucoup de nous avoir choisi et bon retour en FRANCE 🇫🇷

MP ou ☎️ : 0342147782 (WhatsApp) pour réserver votre voyage.

‼️TERRACAN VIP‼️ L'aventure continue dans le confort le plus absolu 🥰Dessinez aujourd'hui vos découvertes de demain, don...
08/01/2026

‼️TERRACAN VIP‼️ L'aventure continue dans le confort le plus absolu 🥰

Dessinez aujourd'hui vos découvertes de demain, donnez vie à vos envies d'ailleurs ❤️

MP ou ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

‼️SAVONY‼️ Mody jerena tsara fa midira eo moa e !! 🤣Na andeha tongotra ary sahirana. Ilay omby io no mampalaelo 😓 tsy ta...
06/01/2026

‼️SAVONY‼️ Mody jerena tsara fa midira eo moa e !! 🤣
Na andeha tongotra ary sahirana. Ilay omby io no mampalaelo 😓 tsy tafatsangana mihitsy tellement malama

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp) ny réservation fiara.

‼️VERY ATO E ‼️😅"Raha lava ny teny very ny soa, raha lava ny ahitra very ny kisoa" fa tsy hoita ato ito Terracan ito rah...
02/01/2026

‼️VERY ATO E ‼️😅
"Raha lava ny teny very ny soa, raha lava ny ahitra very ny kisoa" fa tsy hoita ato ito Terracan ito raha zao 😂

Rehefa hafa-po ianareo dia faly izahay😎 Na dia efa tsisy lalana tsony ary ka mbola afaka, dia andao ihany 😅

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

31/12/2025

‼️RN10‼️Mila calme dia hakana fy fona e !! 😎❤️

‼️ AVENTURE ZAO‼️Zao zany ilay hoe mampiady a !! Niasa daholo ny treuil, plaque de traction, blockage 😎💪Fahavaratra zao,...
29/12/2025

‼️ AVENTURE ZAO‼️
Zao zany ilay hoe mampiady a !! Niasa daholo ny treuil, plaque de traction, blockage 😎💪

Fahavaratra zao, ratsy ny lalana.
Betsaka no mitady
Ataovy dieny zao ny réservation

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

26/12/2025

Land Rover hono ny mpanjakan'ny 🥰 Mety ho marina ihany a !?

Raha mila fiara matanjaka, confort dia manaova réservation mialoha 😊
MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

🇲🇬🇲🇬

🚐 EXPLOREZ MADAGASCAR EN TOUTE LIBERTÉ ‼️Partez à la découverte des paysages époustouflants de Madagascar 🇲🇬🇲🇬✅ Voiture ...
10/12/2025

🚐 EXPLOREZ MADAGASCAR EN TOUTE LIBERTÉ ‼️
Partez à la découverte des paysages époustouflants de Madagascar 🇲🇬🇲🇬

✅ Voiture bien entretenue avec passion 🥰
✅ Large choix de véhicules 4x4, familiale, citadine, utilitaire.
✅ Chauffeur professionnel.
✅ Tarifs compétitifs et offres spéciales pour les longs séjours.
✅ Assistance 7j/7

🌴 Que ce soit pour explorer les plages paradisiaques, visiter les parcs nationaux ou partir en road trip à travers les Hautes Terres, nous vous offrons la liberté de voyager à votre rythme.

///////////////////////////////////

🗓 Réservez dès aujourd’hui et vivez une expérience inoubliable ❤️
Contactez nous :
📩 En Message Privé [MP] ou appelez-nous directement au
034 21 477 82 (WhatsApp)

Address

Lot VS 58 Ter E Andranivory
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tefi Location posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share