Market Mada 2.0

Market Mada 2.0 Vente en ligne

© ADAPTATEUR D'AFFICHAGE USB VERS HDTV ( HDMI ) |  ® 45 000 AR✓ ity fitaovana ity dia natao hampitàna sary sy ny feon'ny...
31/07/2025

© ADAPTATEUR D'AFFICHAGE USB VERS HDTV ( HDMI ) | ® 45 000 AR

✓ ity fitaovana ity dia natao hampitàna sary sy ny feon'ny ny ordinateur eny amin'ny écran TV anao.

✓ CONVERTISSEUR USB 3.0 / 2.0 vers HDMI ( FULL-HD 1080P )

© WINDOWS XP/ 8 /10 / 11.
- Tsy mila crédit na abonnement, fa tonga dia mampiasa fotsiny ianao
- Mety avokoa na écran plat na projecteur, rehefa misy entré HDMI.
- Tsy misy latence, fluide tsara.

------------------------------

⚠️Prix : 45 000 Ar ( 225 000 fmg )

📨Tongava MP na miantso

📞038 89 920 45

🚚 Manao livraison eto Tana sy any amin'ny faritany.

PROMOTION PROMOTION 🟢 170 000 ArEFA NATAO 170 000 Ar fotsiny BM800 ity koa araraoty ary.________________________________...
31/07/2025

PROMOTION PROMOTION 🟢 170 000 Ar
EFA NATAO 170 000 Ar fotsiny BM800 ity koa araraoty ary.
________________________________________
MICRO CONDENSATEUR PROFESSIONNEL BM 800:
♻️ BM800: 170 000ar V8, Haute qualité sonore, réduction de bruit,sensible tsara
♻️Mety , tsara feo
Fanaovana prise vocale na instrument, voix off, anaovana cover, poad cast ...
♻️Accessoire complet : fixation sur table ,bras, filtre antipop , carte son , bonnet , câble
♻️Mampiditra application CUBASE na FL studio fotsiny
--------------------------------------
💰PRIX : 170 000 Ar
Contact: 038 89 920 45
🚛Manao livraison et Tana sy any amin'ny faritany

🔭Arrivage pied micro professionnel métallique 🔭Matanjaka tsara mazaka micro roa amin'ny vidiny tena mora be💰Prix :65 000...
31/07/2025

🔭Arrivage pied micro professionnel métallique 🔭

Matanjaka tsara mazaka micro roa amin'ny vidiny tena mora be

💰Prix :65 000 Ar
📞 Contact : 038 89 920 45
🚚Manao livraison eto Tana sy any amin'ny faritra

#0388992045

ROUTEUR PIX-LINK À 4 ANTENNES ==> 80 000 ArNatao hanaparitaka ny zone de couverture Wifi anao raha somary ambany, misy o...
31/07/2025

ROUTEUR PIX-LINK À 4 ANTENNES ==> 80 000 Ar

Natao hanaparitaka ny zone de couverture Wifi anao raha somary ambany, misy option 4 izy, mampitombo ny signal Wifi ao an-trano sy any ivelany.

- 300 Mbps
- Mode: ISP/Wps/routeur/AP/repeteur
- Fournir un WAN et un LAN
- Jusqu'à 32 utilisateur
- Boost signal
- Zone de couverture : 50 m extérieur.

💰 Prix: 80 000 Ar

☎️ Contact : 038 89 920 45
🚚Manao Livraison eto sy any amin'ny faritra

#0388992045

SSD EXTERNE M2 Nvme 2230 ™  TO USB-C® 𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒎𝒑𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒕𝒐𝒄𝒌𝒂𝒈𝒆 𝒊𝒏𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐 𝒌𝒂 𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒔𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒆́𝒎𝒐𝒊𝒓𝒆 𝒆𝒙𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒅...
31/07/2025

SSD EXTERNE M2 Nvme 2230 ™ TO USB-C

® 𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒎𝒑𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒕𝒐𝒄𝒌𝒂𝒈𝒆 𝒊𝒏𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐 𝒌𝒂 𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒔𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒆́𝒎𝒐𝒊𝒓𝒆 𝒆𝒙𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒅𝒊𝒂 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝑺𝑺𝑫 SSD EXTERNE 𝑴2 𝑵𝑽𝑴𝑬 2230 𝒊𝒕𝒚 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐,

_ 𝑴𝒆𝒕𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒆́𝒍𝒆𝒑𝒉𝒐𝒏𝒆, 𝒐𝒓𝒅𝒊𝒏𝒂𝒕𝒆𝒖𝒓, 𝒏𝒂 𝒕𝒂𝒃𝒍𝒆𝒕𝒕𝒆 𝒔𝒏𝒔...

Prix : 65 000 Ar
---

Marque : Sans marque
Interface : USB-C
Couleur : Jaune
Dimensions : 1,97 x 1,97 x 1,18 pouces
Interne / Externe : Externe

---

€ 𝑽𝒊𝒅𝒊𝒏𝒚 : 65 000 Ar

@𝑪𝒐𝒏𝒕𝒂𝒄𝒕 : 038 89 920 45

N.B : RACK FOTSINY IO FA MBOLA TSY MISY SSD, IZANY HOE MBOLA MIVIDY ILAY SSD NMVE 2230 IANAO REHEFA MAMPIASA AZY.

∇ 𝑴𝑨𝑵𝑨𝑶 𝑳𝑰𝑽𝑹𝑨𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑬𝑻𝑶 𝑻𝑨𝑵𝑨 𝑺𝒀 𝑴𝑨𝑵𝑫𝑬𝑭𝑨 𝑨𝑴𝑰𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑹𝑬𝑯𝑬𝑻𝑹𝑨

#0388992045

© CHROMECAST ( Affichage sans-fil )  |  ® 60 000 AR✓ ity fitaovana ity dia natao hampitàna sary sy ny feon'ny finday eny...
31/07/2025

© CHROMECAST ( Affichage sans-fil ) | ® 60 000 AR

✓ ity fitaovana ity dia natao hampitàna sary sy ny feon'ny finday eny amin'ny écran TV anao.

✓ Izany hoe izay miseho ao finday anao dia mipoitra eo amin'ny écran tv avokoa.
- Tsy mila crédit na abonnement, fa tonga dia mampiasa fotsiny ianao
- Mety amin'ny téléphone rehetra ( Android na I-phone, tablette, sns... )
-Mahatakatra hatramin'ny 10 m eo izy.
- Mety avokoa na écran plat na projecteur, rehefa misy entré HDMI.

------------------------------
* Entré : HDMI.

⚠️Prix : 60 000 Ar ( 300 000 fmg )

📨Tongava MP na miantso
📞038 89 920 45

🚚 Manao livraison eto Tana sy any amin'ny faritany.

Mada Mada 2.0
#0388992045

MINI-BOX PORTABLE WIFI 4G LTE / 5G STANDARD ©• Afaka hoentina mandehandeha• Batterie miaritra hatramin'ny 12h de temps s...
31/07/2025

MINI-BOX PORTABLE WIFI 4G LTE / 5G STANDARD ©

• Afaka hoentina mandehandeha
• Batterie miaritra hatramin'ny 12h de temps sous-connexion.
• Mazaka hatramin'ny 12 utilisateurs.
• Mahatratra hatramin'ny 150 Mbps raha download, 50 Mbps raha upload.
• STANDARD mety amin'ny puce rehetra.
_ Spécification:

• 4G Wireless Router
• LTE 1/3/5/7/8/20/38/40/41
• WDMA: B1/5/8/
• Download: 150 Mbps
• Upload : 50 Mbps ( Category 4)
• WIFI : Supports 802.11 b/g/n 150 Mbps
• Battery : 3000 mAh lithium battery
• Output current : 1A

$ Prix : 85 000 Ar
© Contact : 038 89 920 45

® MANAO LIVRAISON ETO TANA SY MANDEFA AMIN'NY FARITRA REHETRA

#0388992045

RACK SSD M2 Nvme 2230 ™® 𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒎𝒑𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒕𝒐𝒄𝒌𝒂𝒈𝒆 𝒊𝒏𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐 𝒌𝒂 𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒔𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒆́𝒎𝒐𝒊𝒓𝒆 𝒆𝒙𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒅𝒊𝒂 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑...
20/07/2025

RACK SSD M2 Nvme 2230 ™

® 𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒎𝒑𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒕𝒐𝒄𝒌𝒂𝒈𝒆 𝒊𝒏𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐 𝒌𝒂 𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒔𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒆́𝒎𝒐𝒊𝒓𝒆 𝒆𝒙𝒕𝒆𝒓𝒏𝒆 𝒅𝒊𝒂 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝑹𝑨𝑪𝑲 𝑺𝑺𝑫 𝑴2 𝑵𝑽𝑴𝑬 2230 𝒊𝒕𝒚 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐,

_ 𝑴𝒆𝒕𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒆́𝒍𝒆𝒑𝒉𝒐𝒏𝒆, 𝒐𝒓𝒅𝒊𝒏𝒂𝒕𝒆𝒖𝒓, 𝒏𝒂 𝒕𝒂𝒃𝒍𝒆𝒕𝒕𝒆 𝒔𝒏𝒔...


€ 𝑽𝒊𝒅𝒊𝒏𝒚 : 65 000 𝑨𝒓

@𝑪𝒐𝒏𝒕𝒂𝒄𝒕 : 038 89 920 45

∇ 𝑴𝑨𝑵𝑨𝑶 𝑳𝑰𝑽𝑹𝑨𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑬𝑻𝑶 𝑻𝑨𝑵𝑨 𝑺𝒀 𝑴𝑨𝑵𝑫𝑬𝑭𝑨 𝑨𝑴𝑰𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑹𝑬𝑯𝑬𝑻𝑹𝑨

MINI-SPEAKER  CUBE BLUETOOTH 4.0 AVEC LED RGBPuissance de sortie maximale du haut-parleur : 3 WattsTechnologie de connec...
16/07/2025

MINI-SPEAKER CUBE BLUETOOTH 4.0 AVEC LED RGB

Puissance de sortie maximale du haut-parleur : 3 Watts
Technologie de connectivité : Bluetooth, Auxiliaire
Type de fixation : Montage sur table
Type de haut-parleur : Éxtérieur
Caractéristique spéciale : Portable
Dimension : 7 x 7 x 7 cm

Description :

🎶✨ Magic Cube – Kely anefa feno zava-mahagaga!
Mozika, jiro, FM, antso… ao anaty cube iray!

🔊🔥 Henoy ny bass, tsapao ny hovitrovitra!
Feo madio, mozika velona, traikefa miavaka!

🌈🔌 Ampifandraiso, ankafizo, asehoy!
Bluetooth + LED miloko = mozika sy haingo amin'ny fotoana iray.

📱🎧 Mifanaraka amin’ny fitaovana rehetra!
iPhone, Samsung, tablette, PC... mifandray avy hatrany!

🔋🎙️ Batterie maharitra, mikrô anatiny, antsoy sy mihainoa!
Tsy ilaina intsony ny fifandimbiasana fitaovana.

♻️ VIDINY : 50 000 AR

© 038 89 920 45

™ MANAO LIVRAISON ETO TANA SY ANY AMIN'NY FARITRA

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Market Mada 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category