Soa Tôle Officiel

Soa Tôle Officiel �L'EXPERT EN TOITURE �

📢 PROMO MANOKANA HO ANAO!📢🚨 TÔLE tsara kalitao amin'ny vidiny mirary voatokana ho anao🎉🔴🔴TOLES GALVABAC & ONDULE PRELAQU...
30/06/2025

📢 PROMO MANOKANA HO ANAO!📢

🚨 TÔLE tsara kalitao amin'ny vidiny mirary voatokana ho anao🎉
🔴🔴TOLES GALVABAC & ONDULE PRELAQUE.
0,20:13200AR/m
0,25:14000AR/m
0,30:15500Ar/m
0,35:16800Ar/m
0,40:19500Ar/m
0,45:22000Ar/m
0,50:24500Ar/m
0,60:31000Ar/m
🔴🔴TOLES ONDULE & Bac ALUZINC
🔴🔴TOLES TUILE(Carre, Romaine, Siam)
🔴🔴ACCESSORIES COMPLET.

✅ Tôle tsara sy azo antoka .
✅ Misy loko isan-karazany🟥🟧🟨🟩🟦🟪🟫⬛
🚚 Livraison GRATUITE ho an’ny mpanjifa rehetra!

📲 Aza miandry ela: Alefaso ny hafatra na antsoy izao!

📞Mr Faniry - 038 385 3985 / 034 668 8963 / 037 707 5260

🧱 SOA TÔLE OFFICIEL– Expert en toiture

🎁VITA INDRAY ALOHA NY ANIO🎁................................................................🗨️🗨️🗨️ Afam-po tanteraka ny m...
24/02/2025

🎁VITA INDRAY ALOHA NY ANIO🎁................................................................
🗨️🗨️🗨️ Afam-po tanteraka ny mpanjifa,satria dia naterinay hatrany antokon-taniny mihintsy ny entana.
Commande tsy misy diso no tonga(Halavany, épaisseur, couleur...).
Somary tara kely fa nisy olana kely ny machine😂. Nefa na dia zany aza dia tsy nitebiteby izy ireo fa nambara azy ny olana❤️.

🆕Tombony lehibe ho anao mpanjifanay ny manamarina ny entanao.

Tel:0346688963
0383853985 Mr Faniry ........................................................
Mirary ny soa ho anao sahady izahay tompoko eo ampamitana ny tranonao,sy ny asanao❤️

📢📢 AZA VARIANA FA NY TSARA MANDALO IHANY A🏆.🔴🔴 EO ANDALAM-PANAFOANA MIHINTSY VE IANAO IZAO KA MITADY TAFO AZO ANTOKA. AZ...
08/02/2025

📢📢 AZA VARIANA FA NY TSARA MANDALO IHANY A🏆.
🔴🔴 EO ANDALAM-PANAFOANA MIHINTSY VE IANAO IZAO KA MITADY TAFO AZO ANTOKA. AZA MISALASALA MIANTSO📞 na MANDEFA HAFATRA MIAFINA 💌 ,FA VONONA NY HANOME FAHAFAHAM-PO HO ANAO IZAHAY.

🎁 -MARO NY KARAZANA FORME AZONAO SAFIDIANA ato aminay ,Izay MAHATSARA BIKA ny tranonao no ande himasohana.

♦️Galvabac
♦️ Ondulé
♦️ TUILE( Romaine, Sïam, carre)
♦️ Tôle plane ( TPG)

🎁- Afaka misafidy izay HATEVENANA zakanan' ny toe-bolanao ianao.

♦️0,20MM ♦️0,25MM ♦️0,30MM ♦️0,35MM ♦️0,40MM ♦️0,45MM ♦️0,50MM ♦️0,60MM

🎁- Ny loko manao ahona no tena tinao. Lazao anay fa ho tanterahina ny nofinofinao.

🔴🟠🟡🟢🔵🟣🟤⚫⚪

🎁 -Tsy adino ihany koa ny PANNE C metalique.

♦️80/35/1,5: 19000Ar/m ♦️80/50/1,5:19500Ar/m ♦️100/40/1,5:20000Ar/m
♦️100/50/1,5:22500Ar/m
♦️100/50/02:26000Ar/m


🎁-Faitier na ilay sarona vovonana hoy isika.

♦️Coupe 50 na coupe 33 ihany no misy aloha atreto.

🎁 -Aza adino ny fixation fa iny no tena heriny.

🔸 Accessoires complet à bois :500Ar/pc
🔸 Accessoires complet Vis auto perceuse :700Ar/pc
🔸Tige filte complet :1500Ar/pc

🚚🚚 GRATUIT ny LIVRAISON raha eto Tana ianao.Tsy adino koa anefa ianareo any @ faritra fa afaka mandefa izahay.
❤️Koa aza misalasala ary fa vonona hatrany ny hanome fahafaham-po anao izahay.

Téléphone :
☎☎034 66 889 63. Mr Faniry
☎☎038 38 539 85 (WhatsApp)
☎️☎️033 41 063 77 (WhatsApp)

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Tôle Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share