11/05/2026
:
🔥 PROMOTION SPÉCIALE CARREAUX 40x40 🔥
Mitady carreaux tsara kalitao amin’ny vidiny mora ve ianao? 😍
Tongava ato amin’ny BÂTI SHOP fa misy izao ny carreaux 40x40 amidy amin’ny vidiny tena mirary indrindra : 45 000 Ar ny carton de 12 pièces plus de 50cartons!
✅ Qualité 1er choix
✅ Mafy sy mateza
✅ Mety amin’ny salon, chambre, cuisine, terrasse…
✅ Design moderne sy manara-penitra
💰 Vidiny promotion exceptionnelle
⚡ Stock mbola misy fa voafetra !
📍 BÂTI SHOP – Ambohimangakely, en face C.M.T Zone Franche Ambatomitsangana
📞 034 22 307 00 / 038 09 662 40
➡️ Tongava maka ny anao dieny mbola misy ny promotion ! 🔥🏠
Ny carreaux 40x40 dia isan’ny format tena be mpitady amin’ny fanamboarana trano sy décoration intérieure.
BATI SHOP 🏠