Grossiste Tôle Maharitra

Grossiste Tôle Maharitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grossiste Tôle Maharitra, Building Materials, Tsaralalana, Antananarivo.

26/05/2026
24/05/2026
✨✨ARRIVAGE VAOVAO BE✨✨Efa tonga daôly ny tôles 0,20mm ka hatramin'ny 0,60mm ato aminay.Misy couleurs maro azo hisafidian...
23/05/2026

✨✨ARRIVAGE VAOVAO BE✨✨

Efa tonga daôly ny tôles 0,20mm ka hatramin'ny 0,60mm ato aminay.
Misy couleurs maro azo hisafidianana

🔸Tôle mafy sy mateza
🔸Loko manintona sy tsy mora vasoka
🔸Vidiny mirary
🔸Livraison partout

📞 0347284181

👉Tongava maka ny anjaranao fa voafetra ny stock

Eeh 💥💥 Ho anao ity tolota ity!!Aza hadino ny manjifa Accessoires tôles complets rehefa hametaka tôles prélaquée fa tena ...
21/05/2026

Eeh 💥💥 Ho anao ity tolota ity!!

Aza hadino ny manjifa Accessoires tôles complets rehefa hametaka tôles prélaquée fa tena ilaina izany.
Misy ny 🔩:
👉Tirefond + cavalier + calé d'onde + joint
👉Vis auto-perseuse complets
👉Tige filté complets
Izay aminy vidiny mirary hatrany
Info /commande :
📞0347284181
0332561374 (WhatsApp)
Livraison gratuite et rapide🚚🚛

21/05/2026

✨Hey📢 !!!
Manana tetik'asa amin'ny fanorenana trano / fiangonana / fianarana / fefy sns ...ve ianao?
Ity misy vahaolana👇👇

⚡⚡Izahay dia mivarotra Tôles tsara qualité sy azo antoka ho an'ny projet- anao.
Misy tôles toy ny:
🔹Galvabac / Ondulée miloko
🔹 Alu Zinc sur mesure
🔹accessoires tôles complets
🔹Translucides
Koa raha misy mahaliana anao dia aza misalasala miantso avy hatrany fa vonona ny hanome fahafam-po ho anao izahay
☎0347284181
0332561374(WhatsApp)
💥💥 Livraison gratuite🚚🚛

💥💥TÔLE MATANJAKA SY TSARA KALITAO✅ Galvabac & ondulé prélaquée✅ Prix abordable✅ Vente en gros et en détails✅ Service rap...
11/05/2026

💥💥TÔLE MATANJAKA SY TSARA KALITAO

✅ Galvabac & ondulé prélaquée
✅ Prix abordable
✅ Vente en gros et en détails
✅ Service rapide
✅ Livraison gratuite à Tanà ville

📍Tsaralalàna
📞 0347284181
0332561374 (WhatsApp)
👉stck disponible

Hey😊🚨Efa hanafo trano ve ianao dia mitady tôle mafy sy mateza ?💥 Aza mandany fotoana mitady alavitra intsony fa ato amin...
08/05/2026

Hey😊

🚨Efa hanafo trano ve ianao dia mitady tôle mafy sy mateza ?
💥 Aza mandany fotoana mitady alavitra intsony fa ato aminay misy TÔLE tsara kalitao sy karazana maro hisafidianana toy ny :

🔹PRÉLAQUÉE galvabac /ondulée
🔹TUILE carré / romaine
🔹TÔLE ALU ZINC
🔹TÔLE TRANSLUCIDE

📍Prix par mètre
📍Misy en gros sy en détails
📍Mandefa any aminy faritra

Raha misy mahaliana anao ,aza misalasala miantso na mandefa mp avy hatrany
tel : 0347284181
0332561374 (WhatsApp)
Livraison gratuite🛻
💥stock disponibe

Address

Tsaralalana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grossiste Tôle Maharitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share