05/10/2026
✨ VAOVAO – KARELAZA 120 × 60 CM ✨
🖤 Kanto • Maoderina • Mirentirenty
Manatsara ny endriky ny lakoziao amin’ity karrelazy effet marbra mainty, misy lalan-tsoratra fotsy sy volamena ity. Ny endriny mirentirenty dia mampisy hakantony sy toetra miavaka ny toerana.
🍳 Mety tsara ho an’ny :
✅ Paillasse sy plan de travail an-dakozia
✅ Crédence
✅ Îlot central
✅ Gorodona anatiny
✅ Salon sy toerana maoderina
🤍 Ho an’ny gorodona, azo ampifanarahana amin’ny karrelazy effet marbra fotsy sy volamena, ka mamorona fitambaran-doko mirindra sy manara-penitra.
💎 Format lehibe : 120 × 60 cm
✨ Endrika avo lenta
🧽 Mora diovina
💪 Mahazaka fampiasana andavanandro
🏠 Ovao ho kanto sy mirentirenty kokoa ny tranonao!
📩 Mifandraisa aminay hahafantarana ny vidiny sy ny fisiany.
IMMC – Vahaolana ho an’ny tetikasanao rehetra.