RA serinity Service

RA serinity Service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RA serinity Service, Isada, Fianarantsoa.

Salama iaby isika eto Fianarantsoa
Mandray asa resaka informatique rehetra ny tenanay
-bureautique (mise en page, saisie, etc…)
-Maintenance (Reparation Pc, réinstallation Système pc, configuration etc..)
-na ihany koa resaka media aza misalasala miresaka Salama iaby isika eto Fianarantsoa
Mandray asa resaka informatique rehetra ny tenanay
-bureautique (mise en page, saisie, etc…)
-Maintenance (Re

paration Pc, réinstallation Système pc, configuration etc..)
-na ihany koa resaka media aza misalasala miresaka
-Mivarotra logiciels maro isakarazany ihany koa zahay tompoko

🌐✨ Salama aby eh 🥰 !Liana amin'ny resaka "Développement Web" ve ianao nefa mbola tsy mahafantatra hoe aiza no hanombohan...
10/05/2026

🌐✨ Salama aby eh 🥰 !

Liana amin'ny resaka "Développement Web" ve ianao nefa mbola tsy mahafantatra hoe aiza no hanombohana azy ?
Aza manahy fa vonona hanampy anao izahay ato amin’ny RA serinity Service 👨‍💻🔥

📚 Cours pratiques en Développement Web no atolotray ho anao :

✅ Fampianarana tsikelikely momba ny HTML & CSS, JavaScript ary ny installations rehetra ilaina
✅ Fanazavana mazava sy pratique 100%
✅ Tsy avelanay raha tsy tena mahay 💪
✅ Misy documents sy connexion internet azo ampiasaina
✅ Mety ho an’ny débutants sy izay te hanatsara ny fahaizany

🗓️ Isaky ny sabotsy folakandro sy alahady folakandro (14h) no fanaovana ny cours.

📍 Toerana : ISADA Fianarantsoa, akaikin’ny fiangonana Adventiste

🔥 Aza tara fa voafetra ny toerana !

📩 Raha liana ianao dia mandefasa MP amin’ny page
📞 Na antsoy mivantana :

034 93 482 00
038 90 732 16

🌐✨ Bonjour à tous 🥰 !

Vous êtes intéressé pour le "Développement Web", mais vous ne savez pas par où commencer ?
Ne vous inquiétez pas, nous sommes là pour vous accompagner au sein de RA serinity Service 👨‍💻🔥

📚 Nous vous proposons une formation pratique en développement web :

✅ Apprentissage progressif de HTML & CSS, JavaScript et des installations nécessaires
✅ Cours clairs et 100% pratiques
✅ Accompagnement jusqu’à la maîtrise 💪
✅ Documents et connexion internet disponibles
✅ Formation adaptée aux débutants et à ceux qui veulent améliorer leurs compétences

🗓️ Cours : tous les samedis après-midi et dimanches après-midi

📍 Lieu : ISADA Fianarantsoa, à côté de l’église Adventiste

🔥 Les places sont limitées, ne tardez pas !

📩 Intéressé(e) ? Envoyez-nous un message privé sur la page
📞 Ou contactez-nous directement :

034 93 482 00
038 90 732 16

🚀 Apprenez le développement web dès maintenant et ouvrez-vous de nouvelles opportunités professionnelles !

18/02/2026
13/02/2026

Anna Fanjava

Ho antsika izay anatin'ny Fanaovana mémoire sy slide(Power point) ka somary sahirana Kely aza misalasala mandefa MP na m...
08/10/2025

Ho antsika izay anatin'ny Fanaovana mémoire sy slide(Power point) ka somary sahirana Kely aza misalasala mandefa MP na miantso mivantana anay 🥰🙏

RA serinity Service
ENI - École Nationale d'Informatique
ENI Ofisialy Association des Étudiants de l'Ecole Nationale d'Informatique - UF
EMIT Fort-Dauphin Association des Etudiants EMIT, Université de Fianarantsoa Université de Fianarantsoa Andrainjato Faculté DEGSS Université-Fianarantsoa Ofisialy Faculté des Sciences-Université de Fianarantsoa

Avec Tadygitar Melody – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
02/09/2025

Avec Tadygitar Melody – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

Carte des visites mamikely 🤤Aza misalasala ry reto an ,,RA serinity Service  vonona hanome fahafaham-po ho antsika araka...
22/08/2025

Carte des visites mamikely 🤤

Aza misalasala ry reto an ,,RA serinity Service vonona hanome fahafaham-po ho antsika araka ny modèle tiantsika, afaka manao proposition ihany koa izahay . Amin'ny vidiny 200 ar-500 ar monja ny manao cartes des visites ato aminay ❤️

Misaotra Amin'ny fahatokisana Mr Princy ☺️

20/08/2025

Photo réel sur commentaire 😍

Machine Fanaovana massage ho an'ny Lamosina, de tongotra, Ary ny Loha ihany koa 😍

Chargable Ary portable , mety amin'ny rehetra ♥️🔌

Réglable ✅

Disponible Fianarantsoa mandefa any ihan koa zahay ✅.

aza misalasala mandefa MP pour plus d'informations ☺️

Banderole réalisée par RA serinity Service 🎉Vous souhaitez concevoir une banderole complète, personnalisée selon vos att...
19/08/2025

Banderole réalisée par RA serinity Service 🎉

Vous souhaitez concevoir une banderole complète, personnalisée selon vos attentes ?
N’hésitez pas à nous envoyer un message privé ou à nous contacter directement au 038 08 089 20.
RA Serinity Service – Donnons vie à vos idées visuelles ! ♥️

Banderole izay vitanay ato amin'ny RA serinity Service 🎉

Ho anao izay hampanamboatra banderole na conception fotsiny na miaraka amin'ny impression dia aza misalasala mandefa message privé na miantso anay mivantana Amin'ny 038 08 089 20. ♥️

Speaker Tamtam.Amidy mora bé, dispo Fianarantsoa mandefa  ihan koa.Prix mp
11/08/2025

Speaker Tamtam.
Amidy mora bé, dispo Fianarantsoa mandefa ihan koa.
Prix mp

Machine Fanaovana massage ho an'ny Lamosina, de tongotra, Ary ny Loha ihany koa 😍Chargable Ary portable , mety amin'ny r...
11/08/2025

Machine Fanaovana massage ho an'ny Lamosina, de tongotra, Ary ny Loha ihany koa 😍

Chargable Ary portable , mety amin'ny rehetra ♥️🔌

Réglable ✅

Disponible Fianarantsoa mandefa any ihan koa zahay ✅.

aza misalasala mandefa MP pour plus d'informations ☺️

Address

Isada
Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RA serinity Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RA serinity Service:

Share