12/05/2026
Olona firy? 😁
Tsotra foana ny condition:
_Izay be paratge be indrindra (partage vente)
_ alefa amin’ny repondre commentaire anao ny capture (capture abonné + capture partage vitanao atramin’ny zoma ho avy zao🫰)
_ namana 5 i_abonné ny pejy
Ndao indray ary iaraka aminay e,,, 🫶
Capture partage eto ilay à l’instant na 3min na 5min fa tsy hoe ilay partage efa ela eo ndray an😆
Alefa ary aingana
Zoma indray ny fisarihana🥰😍