Vise-All Market - Tamatave

Vise-All Market - Tamatave Vente et maintenance informatique.

038 25 604 12 (Antananarivo - Antaninandro)

038 58 196 15 / 034 33 856 09(Tamatave- Mangarivotra Nord)

🔌 Câble Type-C vers Type-C ⚡Mafy sy mateza, natao haharitra amin’ny utilisation andavanandro. Mora entina satria flexibl...
23/05/2026

🔌 Câble Type-C vers Type-C ⚡
Mafy sy mateza, natao haharitra amin’ny utilisation andavanandro. Mora entina satria flexible sy tsy mora mivonto, ka mety tsara ho an’izay mandeha matetika.

Izy ity dia manohana charge rapide ⚡ ka manafaingana ny famahanana batterie amin’ny téléphone, tablette. Câble iray fiable, pratique ary efficace ho an’ny quotidien-nao.

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !
💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)

🔋☀️ Power Bank Solaire — Mamerina batterie amin’ny herin’ny masoandro ! 🌞📱Tsy ampy courant ? Mandeha any an-dafy ? Efa v...
23/05/2026

🔋☀️ Power Bank Solaire — Mamerina batterie amin’ny herin’ny masoandro ! 🌞📱

Tsy ampy courant ? Mandeha any an-dafy ? Efa vonona ny vahaolana ho anao !

✅ Miasa amin’ny masoandro – tsy mila prise
✅ Misy jiro LED sy port USB maromaro
✅ Mety amin’ny finday, tablette, caméra, sns
✅ Matanjaka, maharitra, entina na aiza na aiza

🎒 Tena ilaina amin’ny dia lavitra, camping, sy toe-javatra maika !

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

Voir moins
— à Analamanga.

🎯 MITADY SOURIS MAHARITRA, MARINA, ARY MORA AMPIASAINA VE IANAO ?📌 Souris avec fil anay no vahaolana tonga lafatra ho an...
23/05/2026

🎯 MITADY SOURIS MAHARITRA, MARINA, ARY MORA AMPIASAINA VE IANAO ?
📌 Souris avec fil anay no vahaolana tonga lafatra ho anao!
✅ Réactivité avo
✅ Mifanaraka amin’ny ordinateur rehetra
✅ Mora entina
✅ Vidiny mirary indrindra!
📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !
💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

📱🔍 Agrandisseur Écran Téléphone — Ataovy lehibe sy mazava ny fijerinao ! 😍Leo mijery écran kely rehefa mijery vidéo na f...
23/05/2026

📱🔍 Agrandisseur Écran Téléphone — Ataovy lehibe sy mazava ny fijerinao ! 😍

Leo mijery écran kely rehefa mijery vidéo na film ?
Ity agrandisseur écran ho an’ny smartphone dia manampy anao :

✅ Manitatra ny écran findainao 2x–3x
✅ Mora apetraka, tsy mila application
✅ Mampihena havizanana maso 👀
✅ Mety amin’ny vidéo, film, na lecture

🎬 Lasa toy ny mijery tablette na écran lehibe ianao, na aiza na aiza !

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

🔌 Adaptateur DisplayPort vers HDMI 🎥  Solution pratique ho an’izay mila mampifandray ordinateur portable amin’ny écran e...
22/05/2026

🔌 Adaptateur DisplayPort vers HDMI 🎥

Solution pratique ho an’izay mila mampifandray ordinateur portable amin’ny écran externe, TV 📺 na projecteur. Miasa ho convertisseur izy ka manova DisplayPort ho HDMI mora foana, sady manome image claire sy stable.

Mora ampiasaina, plug & play, ary mety tsara ho an’ny présentation, travail na fialamboly. Produit iray fiable sy efficace hanitarana ny affichage-nao.

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)

🔊💻 Speaker PC Tsara feo sy mazava, mety tsara ho an’ny ordinateur sy laptop. Ahafahana mihaino musique, mijery film na m...
22/05/2026

🔊💻 Speaker PC

Tsara feo sy mazava, mety tsara ho an’ny ordinateur sy laptop. Ahafahana mihaino musique, mijery film na manao gaming amin’ny son clair sy puissant kokoa.

Design élégante, kely toerana ary mora ampiasaina

📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)

🖥️ MITADY ÉCRAN LED TSARA HO AN’NY ORDINATEUR VE IANAO ?Manana Écran ordinateur tsara kalitao izahay :✅ Sary mazava be (...
22/05/2026

🖥️ MITADY ÉCRAN LED TSARA HO AN’NY ORDINATEUR VE IANAO ?

Manana Écran ordinateur tsara kalitao izahay :
✅ Sary mazava be (HD LED)
✅ Mety tsara amin’ny asa sy lalao
✅ Port VGA / HDMI
✅ Resolution 1440*900
✅ Vidiny mirary, tsara ho an’ny rehetra

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

🔌⚡ Tsy ampy port USB amin’ny PC na laptop-nao ? Ity Multiple USB 3 en 1 ity no vahaolana mety ho anao. Ahafahana mampifa...
22/05/2026

🔌⚡ Tsy ampy port USB amin’ny PC na laptop-nao ?

Ity Multiple USB 3 en 1 ity no vahaolana mety ho anao. Ahafahana mampifandray fitaovana maro miaraka toy ny souris, clavier, clé USB na disque externe, sady haingana ny transfert grâce à la technologie USB 3.0. Kely, mora entina ary Plug & Play

Ampidirina dia mandeha avy hatrany 💻

📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)

🔌 OTG USB to Type-C 📱Mila mampifandray clé USB, souris, clavier na accessoires hafa amin’ny téléphone Type-C ve ianao ? ...
22/05/2026

🔌 OTG USB to Type-C 📱

Mila mampifandray clé USB, souris, clavier na accessoires hafa amin’ny téléphone Type-C ve ianao ? Ity OTG USB to Type-C ity no vahaolana mora sy pratique ampiasaina isan’andro, mety tsara ho an’ny transfert de données na fampiasana accessoires amin’ny smartphone sy tablette. Tsara kalitao ny entanay, matanjaka sady maharitra ampiasaina ela 💻✨

Manana Boutique izahay Antananarivo sy Tamatave

AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
038 25 604 12 - Antananarivo
038 58 196 15 - Tamatave
034 33 856 09 - Tamatave

📡🔊 ÉMETTEUR / RÉCEPTEUR BLUETOOTH – MAMADIKA ZAVATRA TSOTRA HO LASA MISY BLUETOOTH! 💥🎧 Tsy misy Bluetooth ny radio-nao, ...
21/05/2026

📡🔊 ÉMETTEUR / RÉCEPTEUR BLUETOOTH – MAMADIKA ZAVATRA TSOTRA HO LASA MISY BLUETOOTH! 💥

🎧 Tsy misy Bluetooth ny radio-nao, ny TV-nao, na ny radio ao anaty fiara?
➡️ Ity ilay vahaolana: Émetteur & Récepteur Bluetooth 2 en 1! 🔁

🔹 Mamadika TV ho misy Bluetooth = afaka mampiasa casque Bluetooth
🔹 Mamadika radio tsotra ho misy Bluetooth = afaka mandray son mozika avy amin’ny finday
🔹 Tena mora ampiasaina, kely, portable
🔹 Batterie maharitra, charge rapide ⚡

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

🔌💻 Hub Multiple USB – Port unique, connexion illimitée ! ⚡Tsy ampy port USB amin’ny ordinateur-nao ? Ity no vahaolana to...
21/05/2026

🔌💻 Hub Multiple USB – Port unique, connexion illimitée ! ⚡

Tsy ampy port USB amin’ny ordinateur-nao ? Ity no vahaolana tonga lafatra 😍

✅ Misy 4 / 6 / 8 ports USB arakaraka izay ilainao
✅ Afaka mampifandray : souris 🖱️, clavier ⌨️, clé USB, imprimante, téléphone 📱, sy maro hafa
✅ Haingam-pifandraisana (USB 3.0 / 2.0)
✅ Compact & design moderne, mora entina

🎯 Parfait ho an’ny bureau, gamer, na professionnel en déplacement !

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h


— à Tamatave.

Address

Antananarivo/Toamasina
Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261385819615

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vise-All Market - Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share