SPMC - Société de Produits et Matériaux de Construction

SPMC - Société de Produits et Matériaux de Construction SPMC intervient dans le domaine de la construction.

Elle dispose d'une usine de concassage et des ateliers de confection qui lui permettent de mettre en vente plusieurs matériaux de construction.

30/10/2025
🙏
19/10/2024

🙏

👷‍♂️ Travaux de Pavage 👷‍♂️🇲🇬 Jardin de la Région SAVA 🇲🇬SPMC - Société de Produits et Matériaux de Construction
01/07/2024

👷‍♂️ Travaux de Pavage 👷‍♂️
🇲🇬 Jardin de la Région SAVA 🇲🇬
SPMC - Société de Produits et Matériaux de Construction

⚠️RNS5A : SAMBAVA - ANTALAHA⚠️Raha nahatsikaritra isika dia nisy ny fanamboaran-dàlana tamin'ny lalam-pirenena mampitohy...
15/06/2024

⚠️RNS5A : SAMBAVA - ANTALAHA⚠️

Raha nahatsikaritra isika dia nisy ny fanamboaran-dàlana tamin'ny lalam-pirenena mampitohy an'i Sambava sy Antalaha nanomboka tamin'ny 20/02/2024.

Ireo mpandraharaha maro moa no nifanome tànana tao anatin'ny fanatanterahana izany asa izany :

✅ Mpandraharaha avy ao Sambava :
- ALEXIS
- KAIZAR
- KINE VOLAFOTSY
- TANDRAMENA

✅ Mpandraharaha avy eto Antalaha :
- BEMANANA FABUIS
- BEMANANA NICOLAS
- FRÉDÉRIC (FRÉ)
- JAO JEAN LUC
- RANJANORO JEANNOT
- RAZAFINDRAKOTO JACQUES
- RONY MARIE ANGE
- SPMC - Société de Produits et Matériaux de Construction

Hisaorana etoana moa ireo mpandraharaha voatonona etsy ambony satria dia ezaka avy amin'izy ireo no nahafahana nanao ny asa.

🟢 Ny fizotry ny asa kosa dia eo ambany fanaraha-maso ataon'ny eo anivon'ny MTP - DRTP SAVA.

Ny orinasa SPMC - Société des Produits et Matériaux de Construction no manatanteraka ny asa.

Niato kely moa ny asa taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Gamane saingy efa mitohy izany ankehitriny ary nanomboka androany indray dia efa teny an-toerana ny teo anivon'ny orinasa manohy ny asa fanarenana.

Axe : Médiathèque - Bar Vanilla
18/05/2024

Axe : Médiathèque - Bar Vanilla

18/05/2024


Address

Rue De Lyon/Ville Basse/Antalaha
Antalaha

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SPMC - Société de Produits et Matériaux de Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share