Technologie Sava

Technologie Sava Solutions Solve in Technology Développement

Araka ny fampanantenana dia efa azo Ary vita essaie Ilay application sécurité ny android. toi izao Ary: 👉🏻 Raha toa ka m...
23/04/2025

Araka ny fampanantenana dia efa azo Ary vita essaie Ilay application sécurité ny android. toi izao Ary:

👉🏻 Raha toa ka misy mangalatra na very ny phone nao dia
👉🏻Raha toa ka installée ao anaty téléphone io Application io
👉🏻Afaka hita ny sary ny olona izay naka sy nahita azy
👉🏻Afaka zerena @ Google maps ny toerana misy azy.
👉🏻 izany hoe raha vao diso ny mot de pass ampidirina @ Android nao dia maka sary automatique sy manome ny momba Ilay olona Ilay téléphone nao
👉🏻 izany hoe azo n'y sarin'ilay olona Ary hita ny toerana misy azy. koa raha nangalarinolo Ilay téléphone dia mora2 kokoa no ahazoana Ilay téléphone nao Ary tratra Ilay mangalatra.

👌aleo miaro izay anana ihany fa fiainana io efa sarotro ai👌

Tongava mitsidika aty aminay fa Mbola tsy nahavery Fanantenana izahay hatr'izay fotoagna nizoroanay teto izay
Ary tsy reraka ny mitady ny zavatra tsara ho anao izahay.

efa vita essai Ilay izy fa aza misalasala mitsidika anay aty @
FANANTENANA ANTANAMBAO ANTALAHA

👇🏻👇🏻io n'y santionany io nataoko capture ambany io👇🏻👇🏻

23/04/2025

Salama ry namana!!!🙏
aza Miala ny page fa misy zavatra
mahasoa anw ato rariva.👌

Address

Tanambao
Antalaha
206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Technologie Sava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category