Vise-all TECH

Vise-all TECH Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vise-all TECH, Hardware shop, IVA 17 Antaninandro, Antananarivo.

Vise-All Tech est une boutique spécialisée dans la vente d’ordinateurs portables, réparation et divers accessoire
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

12/04/2026
🌐🔌 Rallonge Câble RJ45 – Internet stable na dia lavitra aza ! ⚡Mila manitatra ny câble réseau any amin’ny bureau, trano,...
11/04/2026

🌐🔌 Rallonge Câble RJ45 – Internet stable na dia lavitra aza ! ⚡

Mila manitatra ny câble réseau any amin’ny bureau, trano, na gaming setup ? Ity rallonge RJ45 ity no vahaolana ! 😍

✅ Connexion rapide & stable (Cat5e / Cat6 selon besoin)
✅ Mety amin’ny : routeur, PC, caméra IP, Smart TV, console, box internet 📺💻🎮
✅ Longueur arakaraka izay ilainao (3m / 5m / 10m / 20m …)
✅ Qualité tsara, tsy tapaka-tapaka ny réseau

🎯 Parfait ho an’ny gamers, bureau, fibre optique, sy installation réseau rehetra !

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

🔹 MISY OLANA AMIN’NY SIGNAL WIFI ? ITY NO VAHAOLANA ! 🔹📶 Répéteur WiFi matanjaka — Ampitomboy ny herin’ny Internet-nao a...
11/04/2026

🔹 MISY OLANA AMIN’NY SIGNAL WIFI ? ITY NO VAHAOLANA ! 🔹

📶 Répéteur WiFi matanjaka — Ampitomboy ny herin’ny Internet-nao amin’ny trano manontolo !
✅ Mandeha tsara ny Internet na aiza na aiza ao an-trano
✅ Tsy ho tapaka streaming sy lalao vidéo en ligne
✅ Mora apetraka, vita ao anatin’ny 2 minitra

👉 Aza avela ho tsy tratry ny WiFi intsony ny efitrano ! Ampitomboy ny tanjakiny WIFI dieny izao !

Raha liana dia manorata anay amin’ny message !

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

Câble Rack SATA misy Port Alimentation — Mora sy haingana ny fametrahana HDD/SSD ! 🔧Manampy kapila mafy (HDD/SSD) amin'n...
11/04/2026

Câble Rack SATA misy Port Alimentation — Mora sy haingana ny fametrahana HDD/SSD ! 🔧
Manampy kapila mafy (HDD/SSD) amin'ny ordinateranao ?
Ity câble SATA rack misy port alimentation dia vahaolana tonga lafatra ho anao :
✅ Mety amin'ny HDD/SSD SATA 2.5" na 3.5"
✅ Misy alim-pamatsiana (alimentation) mivantana
✅ Mora apetraka, tsy mila teknisiana
✅ Haingam-pifindra sy stable
🔧 Mety tsara ho an’ny mpanamboatra na mpampiasa matotra 😎
📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !
💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

— à Analamanga

Cable HDMI to DisplayPortNatao ho an’ny olona mampiasa ordinateur ka mila mampifandray azy amin’ny écran 🖥️. Manome sary...
11/04/2026

Cable HDMI to DisplayPort

Natao ho an’ny olona mampiasa ordinateur ka mila mampifandray azy amin’ny écran 🖥️. Manome sary mazava sy stable izy, mety tsara amin’ny asa, fianarana, na fijerena vidéo. Mora ampiasaina, plug and play, ary mafy kalitao ka azo itokisana amin’ny fampiasana andavanandro.

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)

🔋☀️ Power Bank Solaire — Mamerina batterie amin’ny herin’ny masoandro ! 🌞📱Tsy ampy courant ? Mandeha any an-dafy ? Efa v...
11/04/2026

🔋☀️ Power Bank Solaire — Mamerina batterie amin’ny herin’ny masoandro ! 🌞📱

Tsy ampy courant ? Mandeha any an-dafy ? Efa vonona ny vahaolana ho anao !

✅ Miasa amin’ny masoandro – tsy mila prise
✅ Misy jiro LED sy port USB maromaro
✅ Mety amin’ny finday, tablette, caméra, sns
✅ Matanjaka, maharitra, entina na aiza na aiza

🎒 Tena ilaina amin’ny dia lavitra, camping, sy toe-javatra maika !

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

Voir moins
— à Analamanga.

🎯 MITADY SOURIS MAHARITRA, MARINA, ARY MORA AMPIASAINA VE IANAO ?📌 Souris avec fil anay no vahaolana tonga lafatra ho an...
11/04/2026

🎯 MITADY SOURIS MAHARITRA, MARINA, ARY MORA AMPIASAINA VE IANAO ?

📌 Souris avec fil anay no vahaolana tonga lafatra ho anao!

✅ Réactivité avo
✅ Mifanaraka amin’ny ordinateur rehetra
✅ Mora entina
✅ Vidiny mirary indrindra!

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h


— à Analamanga.

Mini switchRéseau mety tsara ho an’ny olona manana connexion ao an-trano ka te hampiasa câble Ethernet 📶. Ahafahana mamp...
10/04/2026

Mini switch
Réseau mety tsara ho an’ny olona manana connexion ao an-trano ka te hampiasa câble Ethernet 📶. Ahafahana mampifandray ordinateur, TV smart, box internet na caméra miaraka, tsy misy coupure ary stable kokoa noho ny Wi-Fi. Matanjaka tsara, mandeha 24/24, ary mora apetraka, plug & play. Safidy tsara ho an’ny trano sy bureau mila connexion azo antoka.
💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)

🚩Afaka Manao livraison 7j/7j🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta🚩 Afaka mandefa Fenoarivo Est, Manan...
10/04/2026

🚩Afaka Manao livraison 7j/7j
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
🚩 Afaka mandefa Fenoarivo Est, Mananara Nord, Vatomandry...
📞038 58 196 15
📞034 33 856 09
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

📡🔊 ÉMETTEUR / RÉCEPTEUR BLUETOOTH – MAMADIKA ZAVATRA TSOTRA HO LASA MISY BLUETOOTH! 💥🎧 Tsy misy Bluetooth ny radio-nao, ...
10/04/2026

📡🔊 ÉMETTEUR / RÉCEPTEUR BLUETOOTH – MAMADIKA ZAVATRA TSOTRA HO LASA MISY BLUETOOTH! 💥

🎧 Tsy misy Bluetooth ny radio-nao, ny TV-nao, na ny radio ao anaty fiara?
➡️ Ity ilay vahaolana: Émetteur & Récepteur Bluetooth 2 en 1! 🔁

🔹 Mamadika TV ho misy Bluetooth = afaka mampiasa casque Bluetooth
🔹 Mamadika radio tsotra ho misy Bluetooth = afaka mandray son mozika avy amin’ny finday
🔹 Tena mora ampiasaina, kely, portable
🔹 Batterie maharitra, charge rapide ⚡

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h


— à Tamatave.

ÂBLE iPHONE MATIKY & STABLE – Tsy tapaka fa tena mafy! 🔥Leo câble tapaka lava? 😤Leo recharge miadana be? 😮‍💨➡️ Vahaolana...
10/04/2026

ÂBLE iPHONE MATIKY & STABLE – Tsy tapaka fa tena mafy! 🔥

Leo câble tapaka lava? 😤
Leo recharge miadana be? 😮‍💨
➡️ Vahaolana: CÂBLE iPhone kalitao tsara, vita hanaritra!

🔋 Charge rapide & stable
📱 Compatible iPhone rehetra (5 ➡️ 14)

🎯 Tena mandeha tsara amin’ny data & charge rapide
💼 Azo entina an-tsekoly, asa, fiara… stable be!

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

💽🧰 Rack Case SATA — Ataovy externe ny kapila mafinao ! 🔄Manana HDD na SSD SATA tianao hampiasaina ivelan'ny ordinatera v...
10/04/2026

💽🧰 Rack Case SATA — Ataovy externe ny kapila mafinao ! 🔄

Manana HDD na SSD SATA tianao hampiasaina ivelan'ny ordinatera ve ?
Ity Rack Case SATA ity no vahaolana tonga lafatra :

✅ Mampivadika HDD/SSD ho externe
✅ USB 3.0 – fifindran-dàta haingana
✅ Mety amin’ny 2.5" HDD/SSD
✅ Mora ampiasaina, Plug & Play
✅ Miaraka amin'ny cable sy protection

🎒 Tena ilaina ho an’ny backup, transfert, na fitahirizana angona !

📦 Tonga vaovao — Kalitao tsara, vidiny mirary !

📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny message raha liana !

💥Misy Garantie
🚩AFAKA MANAO LIVRAISON 7J/7J
🚩Lieu: Antaninandro ambaniny FJKM andravoahangy Fivavahana
🚩Lieu: Toamasina Mangarivotra Nord akaikiny lavage rasta
📞038 25 604 12 (Antananarivo)
📞038 58 196 15 (Tamatave)
📞034 33 856 09 (Tamatave)
🔓Lundi au samedi 8h - 18h

Address

IVA 17 Antaninandro
Antananarivo
101

Telephone

+261341962449

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vise-all TECH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vise-all TECH:

Share

Category