Parpaing

Parpaing Nous produisons et vendons des PARPAINGS & AUTOBLOQUANTS de différents types, formes et couleurs

09/10/2024

❤️Fotoana mamy niarahana tamin’i 👉 DADAVY nandritra ny teny amin’ny Alliance Française Andavamamba nentiny nizarany ny 🚶‍♂️🛣️lalana nodiaviny amin’ny maha Dadavy azy sy nanehoany ny seho mahafinaritra sy tsy manam-paharoa hatrany .

Jôkôsô - Festival du Rire
Raytra Belaw'yck Ofisialy
Dadavy
Alliance française d'Antananarivo

Nareo koa ve taloha mba niandry 🕰️ ny fandaharany tao amin’ny radio vao mandeha mianatra na mandeha miasa ?

🎉 Feno hafaliana sy tsikitsiky ny herinandro nandritra iny 😊 “ Festival du rire” iny izay nanomboka ny Alarobia 11 Septa...
18/09/2024

🎉 Feno hafaliana sy tsikitsiky ny herinandro nandritra iny 😊 “ Festival du rire” iny izay nanomboka ny Alarobia 11 Septambra 2024 lasa teo ka hatramin’ny Alahady 15 Septambra 2024 izay niarahana tamin’ny mpanao hatsikana maro samihafa izay isaorana lehibe.

😁 Eto dia misaotra lehibe ireo mpikarakara ny Jôkôsô - Festival du Rire, i Raytra Belaw'yck sy ny ekipan’ny Tsangan’Orina ary indrindra ianareo rehetra mpijery nanotrona izany hetsika izany 🙏👍

Tsy adino ihany koa ireo mpanao hatsikana maro izay nahatonga ny hetsika ho vita soa aman-tsara:
🔷 Ny Magic Squad Madagascar no nanokatra ny hetsika teny amin’ny AES Amboditsiry ✨

🔷Nitohy izany tamin’ny “ATELIER VISIO “izay nandraisan'i C'est du Joely anjara sy i ny Alakamisy 12 Septambra 2024 teny amin’ny Analakely. 🎥

🔷Teny amin’ny KoloMahaolo kosa no nanohizana ny hetsika niarahana tamin’ny mpitsabo manam-pahaizana niarahana tamin’ny docteur , tamin’ilay lohahevitra hoe “ PLACE DE L’HUMOUR EN CANCEROLOGIE “, docteur Kevin F. Mirija tao anatin’ny “ Pourquoi rions-nous ?” sy docteur mahakasika ny “LE RIRE ET LA SANTE” 🩺

🔷Nanana fotoana nampisehoana talenta ihany koa isika mpijery tao anatin’ny “Scène Ouverte” nandritra ny hetsika teny amin’ny Goethe-Zentrum Antananarivo/CGM.
Nahafinaritra ihany koa ny seho nandritra ny alin’ny Zoma 13 Septambra teny amin’ny Ivokolo Analakely izay niarahana tamin’ny mpanankato maro: Gothlieb Mamy Ralijaona, Raytra Belaw'yck Ofisialy, Julio Laurice, Joaly Andriamasinoro, Tsiresy Radilofera, Lanja Babeine - Gasy mampitsiky, Toavina Rakotoson 🎤

🔷Am-pifaliana tsara ihany koa ny fotoana niarahana tamin’i Dadavy tamin’ny fizarana nataony tao amin’ny Aft Andavamamba Antananarivo ny Sabotsy maraina
Nitohy tany Bamboo Lodge ny fiarahana niaraka tamin’ny Andry Barhone, , Mihora Andrianina, Ramanohisoa Tahina Avotra Kenny, Mandresi ary Finengo
Nitohy teny amin’ny La Teinturerie - Association d'artistes teny Ampasanimalo ny hetsika niarahana tamin’ny Gothlieb sy I Joaly Andriamasinoro tanatin’ny “100 VOIX EN L’AIR “🎊

🔷Ary niafarana tamin’ny seho lehibe teny amin’ny CC ESCA Antanimena ny “Festival du Rire” izay niarahana tamin’I : Gothlieb, Razafiarison Francis-Francis TURBO, Dadavy, Etsetra Etsetra , Raytra Belaw'yck Ofisialy, HERY Artist, Lanja Babeine - Gasy mampitsiky, Aina Maharavo, , Tsiresy Radilofera
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

Ndao faranana amin'ny tsikitsiky sy fihomehezana ary fifaliana ity faran'ny herinandro ity 😊😁👌 miaraka amin'ireo mpanao ...
13/09/2024

Ndao faranana amin'ny tsikitsiky sy fihomehezana ary fifaliana ity faran'ny herinandro ity 😊😁👌
miaraka amin'ireo mpanao hatsikana amin'ity JôkJôkôsô - Festival du RireJôkôsô - Festival du RireJôkôsô - Festival du Rire Jôkôsô - Festival du RirerJôkôsô - Festival du Rire

🎉 Nanomboka tamin'ny hafaliana 😄 sy tsikitsiky 😄 ny Festival du rire ✨ omaly teny amin'ny Centre AES Amboditsiry, isaora...
12/09/2024

🎉 Nanomboka tamin'ny hafaliana 😄 sy tsikitsiky 😄 ny Festival du rire ✨ omaly teny amin'ny Centre AES Amboditsiry, isaorana hatrany ny 🎩 MAGIC SQUAD izay nampifaly sy nizara seho mahafinaritra tamin'ny ankizy sy ny lehibe. 🙏

📅 Ity kosa ny fandaharam-potoana ho an’ny rahampitso :
1- Amin’ny🕑 09 ora maraina dia hisy ny atelier sy scene ouverte ary conference ao amin’ny Centre KoloMahaOlo Vinany Itaosy. Tsy misy vidim-pidirana hatrany izy io.

2- Amin’ny 🕑02ora tolak’andro dia hisy ny scene ouverte ao amin’ny CGM Analakely

3- Fampisehoana amin’ny teny frantsay indray ny hariva iarahana amin’ny mpanakanto maro toy ny Mamy Ralijaona, Raytra Belaw'yck, Julio Laurice, Joaly, Tsiresy Radilofera, Lanja Babeine, Toavina Rakotoson ary Gothlieb ao amin'ny IVOKOLO Analakely amin’ny 🕑07ora sy sasany alina ka🎟️ 10 000ar ny vidim-pidirana.

🌟 Tongava maro fa fotoana iray io hanadinoana ireo sorisory 😌 ary ho an’ireo tanora fotoana tsara hanararotana mba hanehoana ny talenta miafina ao anatinareo ✨🌟

🎁Tsara kokoa ny manome noho ny mandray🤲👉Koa andao isika hiara-hientana hanolo-tanana ireo ankizy mila fanampiana ao amin...
10/09/2024

🎁Tsara kokoa ny manome noho ny mandray🤲

👉Koa andao isika hiara-hientana hanolo-tanana ireo ankizy mila fanampiana ao amin'ny Centre Association des Éducateurs Spécialisés (AES) Amboditsiry

📣 PPN, Kits Scolaires, Sakafo, Kidoro, Akanjo no tena ilain'izy ireo 😊

🎁 Ny fanolorana ireo fanampiana ireo dia atao
🏢 Ao amin’ny Centre AES Amboditsiry
📅 ny 11 Septambra 2024
🕑 amin'ny 01 ora tolakandro
🎉 amin'ny fanokafana ofisialy ny ✨😁 FESTIVAL DU RIRE 😁✨

📣 arahana fampisehoan'ny 🎩 MAGIC SQUAD 🎩
🕑 Amin’ny 02 ora tolakandro

🎁 Tsy misy ny vidim-pidirana 🎁

#2024 #

❌ APPEL AUX DONS ❌

Toy ny fanaotsika isan-taona dia manampy Centre iray indray isika amin'ny Ouverture-ny Jôkôsô - Festival du Rire 2024 ity. 😋

Raha teny amin'ny Centre Felana Maintso Morondava Ambohibao ny tamin'ny herintaona dia ny Centre AES (Association des Éducateurs Spécialisés) Amboditsiry kosa ny amin'ity. 😊

Zaza atteint de la maladie mentale miisa 25 eo ho eo ny ao amin'ilay Centre. Niresaka tamin'ny Responsable Noro Naval izahay fa PPN, Kits Scolaires, Sakafo, Kidoro, Akanjo no tena ilain'izy ireo. 😊

Raha te hanampy anay ianao dia 0348390288 (Setraniaina) ny Mvola, na koa raha fitaovana na ankanjo na PPN no omenao dia afaka hasainay récupérén'ny Bénévole any (antsoy fotsiny io laharana ambony io) 😊

Azonareo hatao tsara koa ny midina hifotony miaraka aminay eny Amboditsiry ny 11 Septembre 2024 à 13h. Na miresaka mivantana amin'ny responsablen'ny AES fa mety hoe tsy amin'ity festival ity ianareo no hanampy. 😊

👉🏿 Nanao ahoana ny fomba nisafidiananay ny Centre?

Nahatonga namana Humoristes avy atsy La Réunion isika tamin'ny herintaona ary nitondra Kits Scolaires 100kg teo ho eo zareo, nataon'i Herinjaka Randrianirina pub teo amin'ny rindriny ilay izy ary nisy nahita, dia ni-contact ahy ilay olona hoe ity koa misy Centre sao mba afaka hampianadreo, dia natao tao anaty liste d'attente. Dia tonga ny festival tonga dia zareo no nosafidiana. 😊

🔻 Raha misy Centre any, na mahafantatra ianareo, dia mba hilazao izahay fa mety ry zareo indray no ho manaraka eo. 🙏🏿🙏🏿

Dia mankasitraka be anareo sahady amin'ny firaisam-po aminay. 🙏🏿🙏🏿

Ankasitrahana be sahady ny 'ORINA Parpaing Sponsorn'ny festival fa efa nanome ny anjarany. 🙏🏿🙏🏿


Tsanga'Orina a confirmé son engagement de soutenir la 4ème édition du "Festival du rire" Jôkôsô - Festival du Rire 2024 ...
06/09/2024

Tsanga'Orina a confirmé son engagement de soutenir la 4ème édition du "Festival du rire" Jôkôsô - Festival du Rire 2024 lors de la conférence de presse effectuée ce jour au CGM Analakely

Du 11 au 15 septembre, venez célébrer l’humour malgache à travers des spectacles mémorables et des moments de convivialité 🤗
Découvrez des talents locaux et partagez des rires avec nous 😊

Au Programme :
📅 11 septembre : Ouverture et aide aux enfants du centre AES Amboditsiry avec à 02h
📅 12 septembre : Atelier en visio avec C'est du Joely à 09h et Rodrigue à 16h à IVOKOLO Analakely
📅 13 septembre :
✅ 09h : Atelier, scène ouverte et conférence au Centre KoloMahaOlo Vinany Itaosy
✅ 14h : Scène ouverte au CGM Analakely
✅ 19h30 : Spectacle en français avec Mamy Ralijaona, Raytra Belaw'yck, Julio Laurice, Joaly, Tsiresy Radilofera, Lanja Babeine, Toavina Rakotoson, Gothlieb à IVOKOLO Analakely
📅 14 septembre :
✅ 10h : Rencontre avec Dadavy à Alliance Française Andavamamba
✅ 15h : Ouverture du Bamboo Lodge Comedy Club avec Barhone, Mihora Andrianina, Kenny Rataavken, Mandresy, Finengo
✅ 20h : One Man Show de Gothlieb "GOTHLIEB 100 VOIX ON AIR" à La Teinturerie Ampasanimalo
📅 15 septembre à 15h : Clôture au CcEsca Antanimena avec Francis Turbo, Gothlieb, Dadavy, Etsetra Etsetra, Hery Artist, Lanja Babeine, Aina Maharavo, Ely Nomejanahary, Tsiresy Radilofera, Raytra Belaw'kyckBronze

Toute l'équipe de Tsangan'Orina est ravie 🤗 de soutenir le FESTIVAL DU RIRE 😄 car le rire apporte de nombreux vertus tel...
02/09/2024

Toute l'équipe de Tsangan'Orina est ravie
🤗 de soutenir le FESTIVAL DU RIRE
😄 car le rire apporte de nombreux vertus tel que :
✅ nous apporte de la joie
✅ nous rapproche les uns aux autres
✅ nous déstresse
...
Bref nous rapporte une sensation de bien-être et un pur bonheur 🥰

📣 Venez en famille, entre ami(e)s, entre collègues ... pour se faire du bien en riant sans modération avec cette 4ème édition du Festival du rire 😊🙃😉

Address

Ambohimanambola
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parpaing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share