21/07/2026
🔥 ROLL BAR SUR COMMANDE 🔥
Mitady Roll Bar matanjaka sy tsara finition ho an'ny pick-up-nao ve ianao?
✅ Vita amin'ny vy tsara kalitao ✅ Design moderne sy matanjaka ✅ Finition madio ✅ Atao araka ny modelin'ny fiaranao (Sur commande) ✅ Mety amin'ny Hilux, Ford Ranger, Isuzu D-Max, Mazda BT-50, Nissan Navara, Ford T5, sy maro hafa.
📍 Atelier Mi-Hary 🏠 Andrefana Ambohijanahary
🔨 Manao asa momba ny vy rehetra izahay: • Roll Bar • Pare-chocs avant sy arrière • Galerie • Grille de protection • Garde-corps • Portail • Escalier métallique • Charpente métallique • Ary asa vy rehetra sur mesure.
📞 Raha mila fanazavana na devis dia antsoy: ☎️ 033 16 145 71 ☎️ 034 65 264 26
Atelier Mi-Hary – Kalitao, faharetana ary finition tsara no laharam-pahamehanay. 💪🚘