16/05/2023
Tsy ratsy tompoko oh nefa METY TSARA an!
Recette hoantsika kely vola te hanao prise de masse
Budget : 2000 Ar / jours ===>14000Ar / semaine
==>Ovy + Totokena
👉Ovy 1kg = 1500 Ar
0,5 kg /jours × 7 j= 3,5 kg ==>5250 Ar / semaine
👉Totokena 1000Ar /jours = 7000 Ar
--——--—---------------------------
Total : 12250 Ar ==>Rest : 1750Ar
1750 Ar atao akondro 1 na 2 ho anina isakin'ny alohan'ny atory source potassium et magnesium manampy be amin'ny resaka torimaso 💪
- ou
Vomanga (patate douce ) + lait + voanjo
👉Vomanga 1kg = 1500 Ar
0,5kg / jours × 7 j = 3,5 kg ===>5250Ar
👉Voanjo 1 kpk = 1000 Ariary (manta dia ianao no mahandro sy mitoto azy na atao amzao )
0,5 kpk / jours = 500 Ar × 7 j = 3,5 kpk =3500 Ar
--—----------—-----------------
Total 5250 + 3500 Ar = 8750Ar
Rest : 5250 Ar (samy manana ny vidin'ny ronono @ litatra fa mino aho fa milamina ,raha possible ka afaka atao fromage vao maika tsara fa mila mahay mizara fa tsy hoe mihinambe de fapitso tsy mihinana )
👉Ny mahatsara fromage a pate dur ,ny 80 % ny ronono dia rano ,fromage tonga dia efa ilay ronono mintsy , important ny produit laitier fa na zany aza mila lanjalainjaina ihany koa (source proteine fa ny rebon calcium ihany koa ,...)
👉Nataoko ireo mba ho fanampiana anareo namana te hiezaka nefa tsy manana fahafahana be ,raha hanao coaching personalisée ianareo dia mitaky budget voafaritra , omena maimaimpoana dia tena ataovy ,ny hoe leo tsy anjarako zay fa mizara no anjarako, ny prise de masse dia traitement ,ainao tsara ngamba zany hoe traitement misy fotoana leo fa tsy afaka mijanona .Mirary soa ho anao aho ho lasa lavitra !
N-B : Ireo sakafo ireo dia sakafo akotran'ilay sakafo mahazatra anao ,fanampiny akoatra ilay fihinana mahazatra zany reo ! Tsisy calcul oe mila anzao na zao fa izay kely te ho ngeza ,raha mitady bika mila mikotrana raha te ho ngeza fotsiny mila misakafo
Coach Lioscar Rollando
Lios fit Gym Ambohidratrimo