02/08/2023
Mbola mitohy hatrany ny promotion tôle ho anao izay mbola tsy nahazo.
🛑Natao ho anao mbola hivarotra na tonga dia hampiasa efa natao mirary ny vidiny.
025 : 12.000ar/m
020 : 11.000ar/m
018 : 10.000ar/m
016 : 8.700ar/m
♦️ Tôle aluzinc mesure standard : 3m 2m50 2m
Tôle aluzinc ilay tsy mety arafesina ilay izy .Alefaso ny commende tompoko mandefa any amin'ny faritra izahay ary manao livraison gratuite ra mihotra ny 150 feuille.
Toerana : Itaosy
Tél : 034 65 474 59