04/10/2023
Tokony hividy laoka Rakoto
Nefa tokony hividy Flash koa, Toaaaa ?
Ny Teny aminy nefa tsy ampy ny vola
Fa dia 29.000 ar monja 😟
Sendra mba nijerijery fb !!
Ka iny nahita tolotra goavam-be 🔥
Tsy inona zany fa tato amin'ny Yonah store,
Ka ny tao an tsainy tonga dia ok d'accord 🤩
Nandefa mp tsy nisalasala ramse,
Ary avy hatrany dia payé sy ho livré.
Njay niantso azy amin'izay ny livreur :
" Anao mo tompoko le USB Ultra Flair sy choux fleur ? "
Eny hoy izy taminy, miramiramirana ery 😄
Fa sady mahazo loaka matsiro be, no flash USB 😉