12/08/2024
📽️CAMERA 220V WIFI ET 4G🗼 . Na wifi na asina puce (puce telma , orange , airtel ) .📱
🔺Camera wifi 220V PM: 90.000Ar intérieur .
🔺 Caméra wifi 220V GM : 180 000Ar avec projecteur . Ip65 extérieur mazaka orana.
🔺Camera puce 4G GM ( puce) 220V : 280.000Ar avec projecteur . Ip65 extérieur mazaka orana.
🔖 -Asina puce Na wifi Dia Jerena direct à distance amin'ny téléphone anao fotsiny n'aiza n'aiza alehanao. Misy application téléchargena.
🔖- Asina carte micro SD ahafanao mijery ny zava-nitranga lasa rehetra tany aloha.
🔖- Mahazaka orana tsara ( akotra le kely pm )
🔖-Sady mety atao any ivelany no afaka atao ao anatiny.
🔖-Mahita amin'ny maizina, ( infrarouge, Vision nocturne), ary misy détecteur de mouvement .Afaka mandefa notification rehefa activités le alarme .
🔖-Misy haut parleur sy microphone afaka itenenana sy anenona feo.
🔖-Sary efa Mazava be( HD, 1080P).
🔖-Afaka baikona mihodikodina ambony ambany mijery izay cible tianao jerena.
PRODUITS NEUF SOUS CARTON
🚲Nous livrons et expedions dans tout Madagascar.
📞Commande en mp ou au 034 72 650 23 /034 51 860 84