18/03/2024
DESKTOP SPEAKER ORIGINALE(SG-D9)
________________________________________
Speaker kely mihaja sady tsara feo no classique tsara ny bass ary mateza tsara(Tsy manabataba olona maro fa ianareo ao antrano na ianao rery ao anaty birao de mandrotsirotsy milamina ao,tsy natao hanaovana fety be kosa aloha e!)
Ampiasaina amin'ny ordinateur(bureau na portable),mety koa atao amin'ny TV Ecran plat...
Connectivité:Câble USB et fiche JACK
Neuf sous carton
Prix:40 000Ar
Livraison Gratuit TANA CENTRE VILLE,Peripherie à partir de 3000Ar à5000Ar
Mandefa any amin'ny faritany ihany ko
Contact:034 95 136 07/033 81 368 65
Call now to connect with business.