13/05/2024
Faly miarahaba ny mpanjifa rehetra,
Amin’ity taona 2024 ity, manomboka hita eto amin’ny « Facebook » izahay « Service de Conception et d’Exécution Edifice » (Sce Edifice) hanamorana ny fifandraisana aminareo mpanjifa.
Ny asa ataonay, izay momba ny asa rehetra mahakasika ny TAO TRANO, no hozarainay eto amin’ny pejy.
—-> Tahaka izany ity « Villa Basse » haorina eny Ambohimalaza ity (hita amin’ny sary), Izay nanomboka tamin’ny nofinofy (conception architecturale) ka hatramin’izao fanorenana azy izao.
Ianao ihany koa, aza misalasala miditra hafatra miafina na mampiasa ny laharan-tarobia hita etsy ambany fa afaka manampy anao ny ekipanay.
🏗️Sce Edifice
☎️ +261 38 17 536 59