13/03/2024
🏡 Eritrereto sahady ny hanatanterahana ny nofinao. Misafidiana ireo fitaovana tsara hoan'ny fananganana ny Tranonao 💪
🔨 Ho anao mpanorina trano, hatsangano amin'ny fitaovana azo antoka ny tranonao tsy ho totan'ny ela.
Mampiasà ny CIMENT COLLE - Papressa izay hitanao ato amin'ny MCO Antaimena
✅ Mora ampiasaina
✅ Mafy sy maharitra
✅Mety amin'ny tetikasa rehetra na fananganana na fanavaozana trao.
📦 Manaova commande izao dia izao ihany azahaoana ny tsara indrindra hatrany.
MCO Antanimena - professionnelle dans la vente des matériaux de contruction et outillage.
Livraison disponible.