Parpaings de Madagascar

Parpaings de Madagascar Spécialisé dans la fabrication de parpaings & de pavés vibrés et compressés à la machine.

Nous livrons dans tout Madagascar & pouvons réaliser tous travaux de construction & d'aménagement.

08/02/2024

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY TAONA 2024 ARY MIRARY TAONA SAMBATRA IHANY KOA IZAHAY ETO AMIN’NY PARPAING DE MADAGASIKARA.
MITOHY HATRANY NY ASA FAMOKARANA PARPAING ATO AMINAY SAINGY MISY FIOVANA KELY NY VIDINY MANOMBOKA AMIN’ITY TAONA 2024 ITY KA LASA TOY IZAO:
PARPAING 20X20X40 : 4000AR
PARPAING 10X20X50: 4000AR
PARPAING 15X20X40: 3500AR
MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA EFA NANJIFA ARY MANENTANA AN’IZAY MANANA FISAKANA HANORINA REHETRA HANJIFA ATO AMINAY FA TSY HO DISO FANANTENANA IANAREO.
IZAY NANJIFA TATO DIA AFAPO AVOKOA SATRIA PARPAING TSARA KALITAO SY MAFY ARY AMIN’NY VIDINY MIRARY NO ATOLOTRAY HO ANAREO.
AZA MISALASALA ARY MIANTSO NY LAHARANA 034 19 055 60 / 034 97 533 26 NA MANDEFA MP RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY.

PARPAING DE MADAGASIKARA SOUHAITE A TOUS UNE BONNE ET HEUREUSE ANNEE 2024. QUE CETTE ANNEE NE NOUS APPORTE QUE DE BONNES CHOSES.
LA PRODUCTION ET VENTE DE PARPAING CONTINUENT CHEZ NOUS AVEC LES NOUVEAUX PRIX SUIVANTS :
PARPAING 20X20X40 : 4000AR
PARPAING 10X20X50: 4000AR
PARPAING 15X20X40: 3500AR
NOUS REMERCIONS VIVEMENT CEUX QUI ONT DEJA FAIT PARTIE DE NOS CLIENTS ET CEUX QUI NOUS RESTENT FIDELES.
POUR CEUX QUI ONT UN PROJET DE CONSTRUCTION, VENEZ CHEZ NOUS CAR VOUS NE SEREZ PAS DECUS. NOS PARPAINGS SONT DE BONNE QUALITE ET A PRIX ABORDABLE.
POUR TOUTES INFORMATIONS, N’HESITEZ PAS A NOUS APPELER AU 034 19 055 60/ 034 97 533 26 OU A NOUS ECRIRE EN MP.

Mankasitraka anareo rehetra izay natoky ka nanjifa ny Parpaings teto @ Parpaings de Madagascar izahay. Manentana hatrany...
29/09/2023

Mankasitraka anareo rehetra izay natoky ka nanjifa ny Parpaings teto @ Parpaings de Madagascar izahay.
Manentana hatrany an’ireo izay manana tetik’asa hanorina mba hanjifa ny Parpaings eto aminay satria sady tsara ny vokatra no amin’ny vidiny mirary. Azo antoka fa ho afapo ianareo.
Aza misalasala ary miantso na mandefa mp raha mila fanazavana fanampiny.
Tél : 034 19 055 60

Nos remerciements aux clients qui ont déjà achetés chez nous.
Pour ceux qui ont un projet de construction, n’hésitez pas à acheter nos produits car ils sont de bonne qualité et à prix abordable. Votre satisfaction est garantie.
Tél : 034 19 055 60

ALLO ! ALLO !Ho antsika manana fikasana hanorina dia faly mampahafantatra anareo ny PARPAING DE MADAGASCAR fa mbola mito...
24/08/2023

ALLO ! ALLO !
Ho antsika manana fikasana hanorina dia faly mampahafantatra anareo ny PARPAING DE MADAGASCAR fa mbola mitohy hatrany ny famokarana ny PARPAING tsara sy mafy kanefa @ vidiny mirary ato aminay.
Izany parpaing izany dia vokarin’ny machine ka sady préssé no vibré tsara. Azo antoka tsara ny kalitao.
Efa betsaka no nanjifa ka afa-po.
Aza misalasala ary miantso anay @ laharana 034 19 055 60 raha mila fanazavana na koa hicommande eeeee!!!!!

ALLO! ALLO!
Pour ceux d'entre nous qui ont des projets de construction, PARPAING DE MADAGASCAR est heureux de vous informer que la production de PARPAING de qualité et solide, à prix abordable se poursuit.
Nos parpaings sont réalisés par une machine, donc à la fois bien pressés et bien vibrés . La qualité est garantie et satisfaisante.

N'hésitez pas et appelez-nous au numéro 034 19 055 60 si vous avez besoin d'informations ou pour passer vos commandes.

Address

Alasora
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parpaings de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share