30/04/2026
📶 Wi-Fi Repeater (Wi-Fi Extender)
☆☆☆☆ 35 000 Ar ☆☆☆☆
🔹 Inona izy io ?
Fitaovana manitatra sy manamafy ny signal Wi-Fi efa misy. Tsy mamorona Internet vaovao fa mandray signal avy amin’ny routeur dia mamerina azy any amin’ny faritra lavitra.
⚡ Asany lehibe
✔️ Manitatra ny Wi-Fi amin’ny efitra rehetra (chambre, étage, bureau…)
✔️ Manatsara ny stabilité (mihena ny coupure)
✔️ Manampy connexion tsara ho an’ny YouTube, Facebook, WhatsApp, télétravail, jeux
✔️ Misy port LAN → afaka mampifandray PC, TV, na console amin’ny câble
✔️ WPS → mora apetraka (tsindry bokotra dia vita)
🔄 Mode disponible
• Repeater Mode (manitatra Wi-Fi)
• Access Point Mode (mamorona Wi-Fi amin’ny câble)
• Client Mode (Wi-Fi → sortie câble)
❗ Fanamarihana
❌ Tsy mampitombo ny débit mihoatra ny Internet anao
❌ Tsy miasa raha tsy misy Wi-Fi loharano
❌ Tsy mahasolo routeur
📍 Toerana :
EPP Ambatomaro
COUM 67Ha, Box C184
📞 Contact :
034 66 641 86
034 59 626 06
034 80 361 19
✅ Misy NIF & STAT
✅ Misy garantie
✅ Entana vaovao, kalitao tsara
🚚 Afaka manatitra manerana an’i Madagascar
👉 Atoronay anao ny fomba fampiasana azy rehefa mividy ianao.