14/05/2026
Avaozy miaraka amin'ny 𝗖𝗿𝗲𝗱𝗶𝘁 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗶𝗻𝗮 ny tranonao !
Fantaro ary fa ireo entana rehetra ilainao dia afaka jifainao miaraka amin’ny Crédit Manambina ary 𝗮𝗹𝗼𝗮 𝘁𝘀𝗶𝗸𝗲𝗹𝗶𝗸𝗲𝗹𝘆, ato amin’ny Bricodis 😉
Dieny izao, manantona ny magasin Bricodis akaiky anao ary safidio ireo entana hanatanterahana ny tetikasanao ✨
Raha hijery ireo catalogue 👉🏼 www.bricodis.mg