NY Akamako

NY Akamako MAGASIN DE VENTE DE MATERIELS INFORMATIQUES

Multitache indray no mety Be  Indrindra ianareo mpanao asa en ligne(rehefa rapide tsara ny Pc dia rapide tsara koa ny fi...
17/04/2026

Multitache indray no mety Be
Indrindra ianareo mpanao asa en ligne(rehefa rapide tsara ny Pc dia rapide tsara koa ny fiditra ny 💲 😱)

Hp 250 G7 core i5 8emz Generation
Ram:8Go (DDR4) DUR:256Go SSD
GPU: INTEL UHD 4Go (Résolution FHD)
WIFI - HDMI - WE**AM - RJ45

Prix:900.000Ar

Ny Akamako antsirabe
034 11 004 11

Fantatra ve? Fa manimba ny masonao ny  hazavan'io Pc anao io  rehefa @ alina ?Fomba iray tsotra ho fisorahana izany ny "...
16/04/2026

Fantatra ve?
Fa manimba ny masonao ny hazavan'io Pc anao io rehefa @ alina ?
Fomba iray tsotra ho fisorahana izany ny " mode nuit " (éclairage nocturne)

Ahoana manao izany ? Tsotra
Araho ity Parametres>Systeme>Affichage>Eclairage nocturne
Afaka reglena araka zay ny intensité ary mbola afaka programmena ihany koa

Arovy ny masonao (sady manamy be @ fahitana tory ihany koa 😊)

Raha nahaliana dia aza adino ny mizara mba ho hitan'ny Hafa

Ny Akamako Antsirabe

Mety Be ho ana Travail à usage "Bureautique"Indrindra ho anao manoman sy mikarakara "Boky"Tsara avy dia mijery sy mitest...
16/04/2026

Mety Be ho ana Travail à usage "Bureautique"
Indrindra ho anao manoman sy mikarakara "Boky"
Tsara avy dia mijery sy mitest ( afaka installena ny logicielnao perso mihitsy an)
Afa-po vao mandoa Vola

Hp 450 G2 Intel Celeron 3025U
Ram:4Go Dur:500Go
Gpu: Intel Hd 1.6Go
Misy we**am - wifi - RJ45 - Hdmi

Vidiny: 450.000Ar

❌❌Stock Limité ❌❌

Ny Akamako Antsirabe
034 11 004 11

Souris chargeable (tsy miasa mividy pile intsony 🤔)Sady afaka connectena par Bluetooth ihany koa 😂Marque dispo: Logitec ...
15/04/2026

Souris chargeable (tsy miasa mividy pile intsony 🤔)
Sady afaka connectena par Bluetooth ihany koa 😂
Marque dispo: Logitec et Hp

Prix Promo:15.000Ar

Ny Akamako Antsirabe

034 11 004 11

Tolotra Bomba be @ zao harivariva zao 👀👀Tongava malaky fa vitsy2 ihany ny stock 😱😱
13/04/2026

Tolotra Bomba be @ zao harivariva zao 👀👀
Tongava malaky fa vitsy2 ihany ny stock 😱😱

Nahidina Be  ny vidiny 55.000ArModem 4G sady afaka mizara Ny Akamako Antsirabe034 11 004 11
08/04/2026

Nahidina Be ny vidiny 55.000Ar
Modem 4G sady afaka mizara

Ny Akamako Antsirabe
034 11 004 11

Disponible ato  reto Pc Hp Coq Alu retoMeilleure rapport qualité/prix be ny antsika''Koa aza misalasala, mp ou contactez...
07/04/2026

Disponible ato reto Pc Hp Coq Alu reto
Meilleure rapport qualité/prix be ny antsika''
Koa aza misalasala, mp ou contactez nous au
034 11 004 11 / 033 71 004 71

Ny akamako antsirabe avaratra
Ampitan'ny Epp mahazoarivo II

Config HP 430 G5/G6 core i3 8eme generation
Dur:500Go (plus de contenance) Ram:8Go (rapidité)
Graph: Intel Uhd 4Go

Prix : 630.000ar

Efa mba nanao kely ihany fa lay 1 vera lasa 1 Tavoahangy ny omaly lundi de PâquesKopatanana Ny Akamako isany 🥺 talata ma...
07/04/2026

Efa mba nanao kely ihany fa lay 1 vera lasa 1 Tavoahangy ny omaly lundi de Pâques
Kopatanana Ny Akamako isany 🥺
talata mahafinaritra kely zao

Mirary fahazotoana ho antsika rehetra
Vitatsika io e 👻👻👻

Nb: vitatsika io na dia toy ny @ sary aza ao ampiasana ao an 😂😂😂😂

Ho anareo mitady micro casque de qualité,Mazava tsara "anti-bruit" hoy ny fitenenanaMety be ,tena professionnel tsara ny...
02/04/2026

Ho anareo mitady micro casque de qualité,
Mazava tsara "anti-bruit" hoy ny fitenenana

Mety be ,tena professionnel tsara ny asanao miaraka micro casque USB HP ity

Vidiny: 90.000Ar

Hitanao ety @ magasin Ny akamako
034 11 004 11

Manana karazana patte  thermique izahay ato @ ny AkamakoSantionany reto M'ram ny pc anao?Miodina mafy  be ve ny ventil p...
01/04/2026

Manana karazana patte thermique izahay ato @ ny Akamako
Santionany reto
M'ram ny pc anao?
Miodina mafy be ve ny ventil pc anao?
Mamono tena pc vao ampiasaina ela2 na manao asa mafy?
Michauffe ny dur (NVME)?

Vahaolana ny patte

Jifao ety @ ny akamako
034 11 004 11

Capteur Wifi manaraka ndrayHo voavaly  lay Q°. "Ngah tsy misy lay mora2 ?""Abordable nefa 5G?""Mora mba kely2 porteé?"EE...
31/03/2026

Capteur Wifi manaraka ndray
Ho voavaly lay Q°.
"Ngah tsy misy lay mora2 ?"
"Abordable nefa 5G?"
"Mora mba kely2 porteé?"
EENY ny Valiny

Tenda O1 5G 125.000Ar

Ny Akamako Antsirabe
034 11 004 11

Trou
30/03/2026

Trou

Address

Antsirabe Nord
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 15:00

Telephone

+261341100411

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY Akamako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category