30/04/2026
Nanomana zavtra tsara ho anareo izahay nandritran'izay fotoana elaela tsy nahitana anay izay.
📣VOLIGE tena TOP 👌🏻 maina, malama, matevina tena oe tsara 👍🏻
Ny toerana aitana anay tsy niova
Apitan'ny université Vakinankaratra atsimokelin'ny o'carrefour/garage A.M.I
🤙🏻 0342484415/0332484415