Maison des Jeunes Maevatanana

Maison des Jeunes Maevatanana natao hitaizàna tanora,ialàna voly ary ihany koa hanabeazana sy hanovozana fahalalàna

19/04/2020

Androany 19 Aprily 2020

19/09/2019

FANTARO NY MAHAKASIKA NY FILATSAHANA AN-TSITRAPO: FANDAHARANA MANOKANA ARAHINAO AMIN’NY ONJAMPEO NASIONALY SY TSY MIANKINA MANOMBOKA IZAO.

Mitohy hatrany ny ezaka fampahafantarana ny mikasika ny filatsahana an-tsitrapo sy ny fanentanana ny olom-pirenena tsirairay mahakasika izany.
Manomboka izao, FANTARO NY MAHAKASIKA NY FILATSAHANA AN-TSITRAPO, io no lohahevitry ny fandaharana ho henontsika amin’ ny onjampeo RNM isakin’ ny alatsinainy fahaefatra ny volana koa hanasana antsika mpihaino hanjohy ny andiany voalohany amin’izany amin’ny Alatsinainy 23 Septambra ho avy izao amin’ny 08 ora 30 minitra alina.
Ho renao amin’izany ny momba ny toe-tsaina fototra sy ny lalantsaina filatsahana an-tsitrapo, ny dikany sy antony hanaovana asa an-tsitrapo, ny vokatsoa entin’izany ho anao sy ho an’ny hafa, ny fandindrana ny filatsaha an-tsitrapo sy ny sehatra misy izany eto Madagasikara, ny fifandraisan’ny filatsahana an-tsitrapo sy ny Tagnamaro ary ny fanentanana ho amin’ny fanomanana ny fankalazana ny Andro Nasionalin’ny Filatsahana an-tsitrapo (Journée Nationale du Volontariat) ny 25 Oktobra ho avy izao.

Zaraina amintsika rehetra
20/02/2018

Zaraina amintsika rehetra

23/07/2016

Miarahaba ny mpiala sasatra rehetra ka tonga mitsidika an'i Maevatanana,tsy adino ihany koa ny tompon-tanàna,indrindra fa ireo mazoto manatona ny tranoben'ny tanorantsika.
Ito misy kilalao kely àry.samia maka sary na ato anatiny na ivelan'ny M.J antsika,alefaso m.p dia zaraiko eto.mba ho hitan'ny rehetra hoe ohatr'izao izahay rehefa manalazy...sa ahoana? ;) ^_^

Tairo àry...

20/05/2016

Finaritra ô,oviana ianao no nitsidika ny Maison des Jeunes antsika farany?
Inona no hitanao hoe tokony havaozina sy hatsaraina?na hoe hampiana?afapo ce ianao tamin'ny fandraisana?

01/01/2016

Faly miarahaba antsika rehetra amin'izao fiandohan'ny taona 2016 izao. Hitondra soa sy fanambinana ho antsika anie ity taom_baovao ity.

Cross de masse (nanombohana ny fanamarihana ny fankalazàna ny faha-55 taonan'ny Fahaleovan-tenan'i Madagasikara)
05/06/2015

Cross de masse (nanombohana ny fanamarihana ny fankalazàna ny faha-55 taonan'ny Fahaleovan-tenan'i Madagasikara)

Address

Maevatanana
412

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30

Telephone

+261346117977

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison des Jeunes Maevatanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share