19/06/2025
🥳🥳 Joyeux anniversaire Lucia !
La Team SOPHYTECH te souhaite une journée remplie de joie, de sourires et de belles surprises.
Merci pour ton engagement et ta bonne humeur au quotidien !
Arahabaina nahatratra by fitsingerenan’ny taona nahaterahanao Lucia,
Ny Team Sophytech dia mirary tontolo andro feno fifaliana, fitsikiana ary zavatra tsara tsy ampoizina.
Misaotra @ fahanolorantenanao sy ny hatsaramponao isan’andro. !🎁🎁