PolyServices

PolyServices Fournisseur de matériels informatiques 💻
Multiservice informatique de Mandritsara 🖨 Des entreprises y sont fondées. C'est ainsi que PolyServices est née.

Mandritsara, une ville dans la région de Sofia, province de Majunga, a connu une forte croissance démographique. Des infrastructures scolaires - école, lycée, université - y sont installées. Cependant, la ville subit un manque de matériels informatiques et de technologiques. PolyServices est une entreprise malagasy qui aide les étudiants et les cadres d'entreprise à combler leurs besoins en matéri

els et en services informatiques. PolyServices vend et loue des matériels informatiques (ordinateur portable, vidéoprojecteur). Polyservices, comme son nom l'indique, propose également des services de sérigraphie, impression, photocopie...

Polyservices se trouve à Antanandrainivelo, à côté du Lycée Victor Miadana et le stade municipal. Il est ouvert [...] Pour nous contacter, vous pouvez appeler tout de suite le +261342878364 ou nous envoyez un message privé sur la page. A très bientôt.

Arrivage fournitures et livres scolaires ato  Mandritsara.Tongava maro fa misy ireo boky ilain'ny mpianatra rehetra mano...
26/07/2025

Arrivage fournitures et livres scolaires ato Mandritsara.
Tongava maro fa misy ireo boky ilain'ny mpianatra rehetra manomboka pré-scolaire ka hatramin'ny classe de terminale!!!
Afaka miantso laharana 0342878364 ihany koa.

29/05/2023

PolyServices Mandritsara : meilleur

Misaotra ny Fikambanan'ny Mpianatra avy ao Befandriana Avaratra eto Mandritsara tonga nanitatra fahalalana tato amin'ny ...
18/03/2023

Misaotra ny Fikambanan'ny Mpianatra avy ao Befandriana Avaratra eto Mandritsara tonga nanitatra fahalalana tato amin'ny Cyber Polyservice niany zoma 17 marsa. Isaorana feno koa i Jean Tam nitarika azy ireo🙏

Aza misalasala tonga ato amin'ny PolyServices tolotra maro no hitanao ato. Indrindra ny momba informatique sns

50Ar/min ny connexion ato amin'ny PolyServices😍🥰aza adino ny mi-abonner amin'ny page tsika🥰mirary tontolo andro mafinari...
01/02/2023

50Ar/min ny connexion ato amin'ny PolyServices😍🥰
aza adino ny mi-abonner amin'ny page tsika🥰
mirary tontolo andro mafinaritra ho an-tsika rehetra

Mandritsara 415 - Renivohitr'Androna.
25/01/2023

Mandritsara 415 - Renivohitr'Androna.

📢Allô Allô📢🔊
Mandritsara ho an-tsika eto efa misaokatra ho an-tsika hatrany izahay ato amin'ny .
Aza misalasala tonga ato aminay ho antsika rehetra tsy akanava😶‍🌫️fa natao ho an-tsika rehetra ilay izy.

Dia mankasitraka ho an'ireo rehetra izay efa tato aminay ary manentana hatrany ho an'izay mbola tsy tato eeh🥰🥰

📢Allô Allô📢🔊 Mandritsara ho an-tsika eto efa misaokatra ho an-tsika hatrany izahay ato amin'ny    .Aza misalasala tonga ...
25/01/2023

📢Allô Allô📢🔊
Mandritsara ho an-tsika eto efa misaokatra ho an-tsika hatrany izahay ato amin'ny .
Aza misalasala tonga ato aminay ho antsika rehetra tsy akanava😶‍🌫️fa natao ho an-tsika rehetra ilay izy.

Dia mankasitraka ho an'ireo rehetra izay efa tato aminay ary manentana hatrany ho an'izay mbola tsy tato eeh🥰🥰

Allô !! 📢Allô! Mandritsara!📢📢~Amin'ny fotoagna iaignantsika zao, mbola sahiragna ny ologno sasany hanjifa na hampiasa cy...
22/01/2023

Allô !! 📢Allô! Mandritsara!📢📢

~Amin'ny fotoagna iaignantsika zao, mbola sahiragna ny ologno sasany hanjifa na hampiasa cybercafé🤷💻

🔸Kanefa, ny ankamaroan'ny sampandraharaha toy ny Sekoly, biraom-panjakagna ary indrindra ny anjerimanontolo sy ireo Sekoly ambony misy fampiofanana dia mbola tsy manana "internet" haingam-piasa. Ny andavanandrom-piainantsika anefa mila azy io. Ohatra : Hifandray amin'ny havagna lavitry (Conférence virtuelle, Téléchargement des fichiers, réseau sociaux...)

🔸Noho izany, nanapa-kevitry ny nametraka cybercafé (fibre optique haut débit) afaka mamaly filan'ny mponina eto Mandritsara ny "Polyservice" ao Antanandrainivelo amin'ny sampanana handeha Ambalakompania sy hihazo amin'ny mosquée.

Tarifs : ¶50ar/min
¶500ar/ 10min
¶1500 Ar / 30 min

-Misokatra amin'ny 8 ora, alatsinainy hatramin'ny - sabotsy.

Misy ao koa ny varotra kirakira ilaina amin'ny birao, ordinateur, Cash point, téléphone raitra sns.

®

Allô !! 📢Allô! Mandritsara!📢📢Jusqu'à ce dernier temps , le cybercafé reste toujours un luxe pour la plupart des gens ici...
16/01/2023

Allô !! 📢Allô! Mandritsara!📢📢
Jusqu'à ce dernier temps , le cybercafé reste toujours un luxe pour la plupart des gens ici🤷💻
La majorité des services administratifs, Entreprises, écoles et surtout Université🏫 ne disposent pas encore de l'Internet.
De ce fait, nous vous proposons un nouveau cybercafé qui est accessible à tout le monde situé à côté du stade municipal 🏟️🏟️
-Ouvert 6/ 7 du Lundi au Samedi⌚

Address

Mandritsara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PolyServices posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category