13/06/2026
💥 Pour clarifier les choses.
Mbola betsaka ianareo no manontany momban'ilay locale eo Antsampanimahazo Tombotsoa. Dia lazainay aminareo eto androany fa tsy izahay intsony ny eo.
⚡Ny partage wifi kosa dia misy foana, mirary ary misy ny fanaraha-maso matetika ho fanatsarana hatrany ny tolotra.
🔥Efa maro no afapo, dia miandry anao ihany koa.
Tsy miova ny laharana ifandraisana
☎️ 034 22 636 33
📌 Locale Serrure kosa dia misokatra foana ary mandray partage wifi ihany koa