Kits 4 Geek

Call Directions Contact the business

Kits 4 Geek Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kits 4 Geek, Hardware shop, Ankorondrano, Antananarivo.

🎉 10 ans, ça se célèbre. Misaotra betsaka an’i TME Éducation tamin’ny fanasana.Nahafinaritra ny nahita ireo tanora sy an...
04/10/2026

🎉 10 ans, ça se célèbre. Misaotra betsaka an’i TME Éducation tamin’ny fanasana.

Nahafinaritra ny nahita ireo tanora sy ankizy madinika maro be efa misehatra sahady ary koa miezaka mamorona sy manandratra avo ny tontolon'ny STEM. 🚀

❤️ Misaotra ireo olona rehetra nihaona sy nifampizara taminay nandritra iny andro iny.

Ary Mirarisoa be dia be hoan'ireo "Porteur de Projet" maro be tonga tany 🙏.

Manasa anao hanaraka ny Page Kits4geek hatrany 👇👍.

📆 Programme du mois d'octobre : 🚀 Ho fankalazana ny faha 10 taona an’ny TME Éducation, KitsForGeek dia faly ny handray a...
02/10/2026

📆 Programme du mois d'octobre :

🚀 Ho fankalazana ny faha 10 taona an’ny TME Éducation, KitsForGeek dia faly ny handray anjara amin’ny hetsika izay karakarany TME izay hatao @ 3 Oktobra .

💡Hifampizara sy hiara-hijery ny hoavin’ny STEM isika amin'io.

🤝 Tanjona iombonana:
"inspirer, transmettre et préparer les talents de demain."

Kitsforgeek × TME Éducation — Miara-manangana ny talenta ho an’ny ho avy.

🇲🇬 Ny tontolon'ny INGÉNIEUR 💻🤖Misehatra amin'ny tontolon'ny   systèmes embarqués, robotique , bigData ary IoT aho. Ho ah...
22/09/2026

🇲🇬 Ny tontolon'ny INGÉNIEUR 💻🤖

Misehatra amin'ny tontolon'ny systèmes embarqués, robotique , bigData ary IoT aho.
Ho ahy, ny INGÉNIEUR dia mila:
👉polyvalent
👉mahay s’adapter
👉ary indrindra, tia mianatra isan’andro.

🚀 Haingana be ny fiovan'ny technologie ary tsy hitsahatra ny fivoarany.

Noho izany, mila mianatra, manandrana, manamboatra ary mamorona zava-baovao isan'andro ny INGÉNIEUR. 🚀

J’apprends → Je construis → Je teste → J’innove.

👉Ary ianao, inona no mampiavaka ny tontolo misy anao?

‎👉Tia mampiana-tena vé ianao ? 🤔‎📌Natao ho anao ity lalao ity.😉‎‎📌Boky nomerika 10 fanta-daza avy amin'ny edisiona "Le l...
10/09/2026

‎👉Tia mampiana-tena vé ianao ? 🤔
‎📌Natao ho anao ity lalao ity.😉
‎
‎📌Boky nomerika 10 fanta-daza avy amin'ny edisiona "Le livres du Zéro" hahafehezana ny tontolon'ny informatika. 🤖
‎📌Natao mihitsy ho anao vao manomboka na ho anao izay te hanamafy fototra:
‎1- Apprenez à programmer en C
‎2- Programmez avec le langage C++
‎3- Apprenez à développer en C #
‎4- Apprenez à programmer en PYTHON
‎5- Apprenez à programmer en JAVA
‎6- Rédigez des documents de qualité avec LATEX
‎7- Concevez votre site web avec PHP et MYSQL
‎8- Reprenez le contrôle à l'aide de LINUX
‎9- Développez votre site web avec le framework DJANGO
‎10- Réussir son site web avec XHTML et CSS
‎
‎📌Izao Ary ny tokony ho ataonao ahazoana an'ireo boky 10 mahafinaritra be ireo:
‎👉 Sorato eo amin'ny commentaire hoe : Kits 4 Geek - Mianatra Mizara Milalao
‎Sy ny hoe ✅
‎👉 Zarao amin'ny mur -nao ao ito publication ito ka identifier-o ireo namanao 10 tena mpankafy siansa sy teknolojia ✅
‎👉 Partager-o ao amin'ny pejy facebook 10 na groupe 10 misy anao ity publication ity dia mentionner-o ny pejin'ny Kits 4 Geek ✅
‎👉 Ary farany ataovy capture d'écran ireo dingana rehetra ireo rehefa vitanao mba ho porofo ka alefaso hafatra miafina eto miaraka amin'ny adiresy mailakanao mba hendefasanay ireo boky ireo. ✅
‎
‎📌Raha liana ny hiofana mivantana ato amin'ny Kits 4 Geek kosa ianao dia vonona ny handray anao ny ekipa izay tena efa matihanina.
‎📌Mi-accompagner koa izahay mpianatra na mpankafy teknolojia amin'ny tetik'asany na mémoire ao amin'ny tontolon'ny Systèmes embarqués, IoT, Robotique, Big Data. 💯💯
‎
‎
‎
‎

Ho anareo mpianatra rehetra vao afaka baccalauréat teo, misokatra ho antsika rehetra ny varavaran'ny Oniversite an'Antan...
03/09/2026

Ho anareo mpianatra rehetra vao afaka baccalauréat teo, misokatra ho antsika rehetra ny varavaran'ny Oniversite an'Antananarivo.
Raha te ahafantatra bebe kokoa momba ireo seha-pampianarana misy eny amin'ny anjery manontolo dia misy "Salon des étudiants" natokana ho antsika rehetra.
Tongava daholo ary.

Raha liana kosa ianao hiofana bebe kokoa momba ny teknolojia, dia vonona ny handray anao izahay.

🎯 Nouveaux bacheliers et étudiants. Trouvez votre voie. Rendez-vous au Salon de l'Etudiant de l'Université d'Antananarivo.
🗓️ 3 et 4 septembre 2026
📌 Esplanade Ankatso.

🎓 FÉLICITATIONS AUX NOUVEAUX BACHELIERS ! Et maintenant, place à la TECH ? 🚀Vous avez décroché votre bac, félicitations ...
28/08/2026

🎓 FÉLICITATIONS AUX NOUVEAUX BACHELIERS ! Et maintenant, place à la TECH ? 🚀

Vous avez décroché votre bac, félicitations à vous ! 🥳 C'est le moment de choisir la voie qui va façonner votre avenir... et si c'était celle de l'ingénierie ? 👇

À l'ESPA, 4 filières peuvent ouvrir les portes des technologies qui font rêver :
🤖 Mécanique/Industrielle la Robotique
🔌 Électronique les Systèmes Embarqués
⚡ Électrique l'Énergie
💻 Télécommunications le Web & les Réseaux

Chez Kitsforgeek, on connaît bien ces filières... et pour cause : nos ingénieurs sont eux-mêmes issus de la prestigieuse ESPA ! 🎯 On sait exactement ce qu'il faut pour réussir dans ces domaines, parce qu'on est passé par là.

🛠️ Alors pour bien démarrer votre rentrée technologique : ✅ Équipez-vous avec nos kits physiques pour pratiquer et expérimenter dès maintenant ✅ Rejoignez nos formations et ateliers d'accompagnement pour prendre une longueur d'avance

Votre aventure dans la tech commence ici. On vous accompagne du premier montage jusqu'au diplôme d'ingénieur ! 💪

👉 Découvrez tout ça sur https://www.kitsforgeek.com/
Suivez notre page pour connaître les autres Universités qui proposent des filières Tech

26/08/2026

🎓" Après le Bac, bien choisir son domaine d’étude peut changer beaucoup de choses."



Ity vidéo ity dia ahitana témoignage-n’ny tanora iray nisafidy ny Intelligence Artificielle any USA 🇺🇸🤖.

Ny orientation dia tsy safidy tsotra : mety hamaritra ireo opportunités ho azonao any aoriana. 🚀

👉 Jereo ilay vidéo, mety hanome inspiration anao na olona mbola mitady ny lalana tokony halehany.

📌 Follow Kits4Geek raha te hahazo opportunités, conseils & découvertes momba ny Tech, IA ary Digital. 💡

🖨️⚡ Ton PCB attend, ton moteur trépigne... et si la seule pièce qui manque à ton robot sortait littéralement de NOTRE im...
24/08/2026

🖨️⚡ Ton PCB attend, ton moteur trépigne... et si la seule pièce qui manque à ton robot sortait littéralement de NOTRE imprimante 3D ?

Chez Kitsforgeek, on a banni le blabla pré-enregistré 🚫🎥. Ici, c'est du live, avec un vrai ingénieur qui debug avec toi, pas un tuto YouTube figé depuis 2019.

🛠️ Le twist qu'on adore : nos élèves et clients accompagnés accèdent à notre imprimante type Prusa pour fabriquer LEURS pièces sur mesure. Un support custom ? Un boîtier taillé pour ton châssis ? On l'imprime ensemble.

🤖 Ton robot, ton firmware, ton rythme.

👉 Kit + formation + accompagnement live : direction notre site pour choisir ton pack et lancer l'impression.

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Telephone

+261325264273

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kits 4 Geek posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kits 4 Geek:

Shortcuts

Share

Category

Nearby hardware services