28/10/2026
Ireto indray ary ny table sy chaise pliante disponible ato aminay
✅Mora afindrafindra toerana, mety ihany koa ho anareo manana efitra tery rehefa tsy hampiasaina de afaka alana
✅Azo ampiasaina amin’ny toerana sy fotoana maro: fiofanana, fivoriana, birao, ao an-trano, sns.
✅Plateau mélaminé sy pieds métalliques, mafy tsara ary tsara kalitao ihany koa.
🏢Tongava ary aty amin’ny magasin mijery azy mivantana na ihany koa mandefa hafatra miafina
📞038 47 226 95
📦Manao livraison izahay
🏢ORIENTAL INTERNATIONAL BOX 3-103 Ankasina Ankazomanga