30/09/2026
🎓 FORMATION PROFESSIONNELLE – GASY PRO FORMATION
🚩Antsirabe 🚩
Te hanana fahaiza-manao tena azo ampiasaina amin’ny asa ve ianao? 💻📱🎨
Gasy Pro Formation dia manolotra fiofanana mifantoka amin’ny informatique, marketing digital ary graphic design IA assisté.
💻 1. TECHNICIEN EN INFORMATIQUE
Hianarana:
• Informatique bureautique : Word, Excel, PowerPoint, Internet
• Informatique de base
• Maintenance informatique
• Réseaux informatiques
👉 Hanampy anao hahafehy ny fitaovana informatique sy hahafahanao miasa amin’ny sehatra maro mifandraika amin’ny informatique.
📱 2. MARKETING DIGITAL
Hianarana:
• Gestion des réseaux sociaux
• Publicité Ads
• Création de contenus
• SEO – référencement naturel
👉 Ho afaka hianatra ny fomba fitantanana présence digitale, famoronana contenu ary fampiroboroboana vokatra na tolotra amin’ny Internet.
🎨 3. GRAPHIC DESIGN IA ASSISTÉ
Hianarana:
• Adobe Photoshop
• Adobe Illustrator
• Adobe InDesign
• Fampiasana Intelligence Artificielle (IA) amin’ny création graphique
👉 Hianatra hamorona visuels matihanina ary hampiasa ny IA ho fitaovana manampy amin’ny asa famoronana.
🚀 Ny tanjona: tsy ny théorie ihany, fa ny fampiharana sy ny fahaiza-manao azo ampiasaina amin’ny asa.
📍 Gasy Pro Formation – Antsirabe
📞 Raha mahaliana anao dia afaka mifandray aminay raha mila fanazavana momba ny fandaharam-pianarana, faharetan’ny formation ary fisoratana anarana.
Investir dans la formation, c’est investir dans son avenir. 🎓💻