Bati-pro Antsirabe

Bati-pro Antsirabe Quincaillerie et vente de pièces AUTO-MOTO

✨ Arrivage vaovao ao amin’ny BATI‑PRO!Amin’izao La Grande Foire d’Antsirabe izao dia mitondra vahaolana sy fitaovana vao...
05/03/2026

✨ Arrivage vaovao ao amin’ny BATI‑PRO!

Amin’izao La Grande Foire d’Antsirabe izao dia mitondra vahaolana sy fitaovana vaovao ho anareo izahay:

☀️ Jiro mandeha solaire (lampe, projecteur, éclairage extérieur)
🛠️ Outillage sy quincaillerie vaovao – kalitao sy matanjaka ho an’ny asa rehetra
🏗️ Fitaovana ilaina amin’ny construction sy installation

📦 Tongava maro fa feno arrivage vaovao!
Tsy isalasalana fa hahita izay ilainao amin’ny vidiny mirary sy kalitao tsara ianao.

📍 Miandry anareo ao devant gare – Antsirabe
📅 25 – 28 Mars 2026

🔥 BATI-PRO – Tsy misy vidim-pidirana, tongava mitsidika!

🔥 PROMOTION SPÉCIALE CHEZ BâtiPro ! 🔥Mitady outils matanjaka sy kalitao ho an’ny asa fanamboarana na mekanika ve ianao? ...
03/03/2026

🔥 PROMOTION SPÉCIALE CHEZ BâtiPro ! 🔥

Mitady outils matanjaka sy kalitao ho an’ny asa fanamboarana na mekanika ve ianao? 🛠️

👉 -30% sur tous les outils du magasin !
Fotoana tsara hanavaozana na hanampiana ny fitaovanao izao.

✅ Kalitao azo antoka
✅ Maharitra
✅ Vidiny mirary

⚠️ Tongava haingana fa voafetra ny entana ao anaty stock !

📍 BâtiPro – Fitaovana ho an’ny mpanao trano & mekanisiana
📞 038 28 208 11

💪 BâtiPro – Ny fitaovana tsara, ho an’ny asa matihanina

Aza adino ny fotoana antsika eo @ gara indray 🥰Ahitanao ireo karazana arrivage entana aminio , izay tena ilaintsika am a...
03/03/2026

Aza adino ny fotoana antsika eo @ gara indray 🥰

Ahitanao ireo karazana arrivage entana aminio , izay tena ilaintsika am andavanandro

🎯Manohana antsika mpandraharaha eto Antsirabe mandritra ny La Grande Foire d'Antsirabe izay atao ny 25-26-27-28 Mars 2026 manoloana ny GARA ny Bati-pro Antsirabe sy ny MBalik Yas Madagascar.
🔸Vente & Expo
🔸Rencontre BtoB
🔸Atelier et Démonstration

Mpandraharaha madinika sy salantsalany marobe no hampiranty ireo vokatra maro vokarin'izy ireo mandritra ny hetsika.

⚠️𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢, 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗗𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔

Contact et réservation de stand
📱0343442965
📱0342213275

Izahay eto @ magasin batipro dia tsy mitsahatra ny mitondra zavatra tsara ho antsika eto antsirabe sy ny manodidina 🥰Ani...
21/02/2026

Izahay eto @ magasin batipro dia tsy mitsahatra ny mitondra zavatra tsara ho antsika eto antsirabe sy ny manodidina 🥰
Anisany izany ireto jiro izay mandeha @ solaire ireto izay tena Ilaina amzao andro izao 🥰
Ho alefanay tsikelikely eto ny sary sy ny details rehetra ❤️

19/02/2026

Tsy mitsahatra ny manome zavatra tsara izahay eto @ batipro
Ireto indray ny entana izay hoentiny FIRST SOLAIRE amintsika 🥰
Samia aloha mankafia fa tena tsara tarehy izy ireto

Faly Miarahaba antsika rehetra indray izahay eto @ batipro 🥰Vaovao ny taona dia izahay ihany koa dia faly fa hanome zava...
07/01/2026

Faly Miarahaba antsika rehetra indray izahay eto @ batipro 🥰
Vaovao ny taona dia izahay ihany koa dia faly fa hanome zavatra vaovao anareo 💥
Tonga ity ny entana nandrasana karazany maro , ary @ vidiny mora tena Mora ,
🤩tolotra ho anao ihany koa ity raha mbola hivarotra fa hitanao ato daholo ny ireo karazana entana tedavinao toy ny :outillage , jiro solaire …..sns izay @ prix de gros 🔥🔥
Ho alefanay tsikelikely an-tsary eto izany na raha te hijery mivantana dia afaka manantona ety @
📍BATIPRO antsirabe , Immeuble fanantenana vatofotsy , près pharmacie ilaina

*afaka mandefa any @ faritra rehetra izay misy anao ihany koa izahay

Nous sommes présent pour vous.
29/12/2025

Nous sommes présent pour vous.

20/12/2025
OFFRE DE NOËL : C’est parti ! 🎁🔥Noël arrive en avance cette année ! 🎄 Nous vous offrons une remise exceptionnelle sur to...
17/12/2025

OFFRE DE NOËL : C’est parti ! 🎁🔥
Noël arrive en avance cette année ! 🎄 Nous vous offrons une remise exceptionnelle sur tous nos produits pour finir l'année en beauté.
✨ Offrez (vous) le meilleur au meilleur prix. ⏳ Offre valable jusqu'à épuisement des stocks. 📍 Retrouvez-nous ici :
🏢Immeuble FANANTENANA Vatofotsy près de la pharmacie Ilaina
☎️034 90 344 08
📩[email protected]

✨ Illuminez Votre Monde : L'Art de l'Éclairage Plafonnier Décoratif ✨Marre des plafonniers ordinaires ? Votre maison mér...
13/12/2025

✨ Illuminez Votre Monde : L'Art de l'Éclairage Plafonnier Décoratif ✨
Marre des plafonniers ordinaires ? Votre maison mérite bien plus qu'une simple ampoule.
Chez Bati-Pro, nous croyons que la lumière est la première pièce de décoration. Nos Luminaires Plafonniers Décoratifs ne sont pas de simples sources lumineuses ; ce sont des œuvres d'art qui transforment l'atmosphère de chaque pièce.

🏢Immeuble FANANTENANA Vatofotsy près de la pharmacie Ilaina
☎️034 90 344 08
📩[email protected]


🎁 GRANDE PROMOTION ONELECT AVANT NOËL ! 🎁Ne laissez pas les surtensions ou les fluctuations électriques gâcher la magie ...
12/12/2025

🎁 GRANDE PROMOTION ONELECT AVANT NOËL ! 🎁
Ne laissez pas les surtensions ou les fluctuations électriques gâcher la magie de vos Fêtes ! Avec les lumières décoratives, la cuisine en ébullition et les nouveaux appareils électroniques sous le sapin, la stabilité de votre courant est essentielle.
Le Régulateur de Tension Onelect est votre bouclier de protection.
• ✅ Puissance fiable : Modèles disponibles de 1000VA à 3000VA.
• ✅ Sécurité Totale : Protégez vos précieux équipements des pannes soudaines.
• ✅ Tranquillité d'esprit : Profitez de vos Fêtes sans vous soucier de l'électricité.
AGISSEZ VITE ! Cette offre est valable jusqu’à épuisement du stock ! Offrez la stabilité à votre maison.

🏢Immeuble FANANTENANA Vatofotsy près de la pharmacie Ilaina
☎️034 90 344 08
📩[email protected]

🌋📣📣🔔ALERTE ARRIVAGE!!!!Le groupe électrogène que vos chantiers et vos entreprises attendaient est enfin disponible chez ...
06/12/2025

🌋📣📣🔔ALERTE ARRIVAGE!!!!
Le groupe électrogène que vos chantiers et vos entreprises attendaient est enfin disponible chez BATI-PRO.
Le KDE DG8500S SuperSilent vous offre :
• Une puissance robuste de 6000W pour tous vos équipements.
• Un démarrage électrique fiable.
• Un caisson insonorisé pour travailler en paix.
C'est l'outil indispensable pour la continuité de vos projets, même en cas de coupure.
Demandez votre DG8500S dès aujourd'hui !
☎️+261 38 28 208 11
📩[email protected]
🏢Immeuble FANANTENANA Vatofotsy Antsirabe


Address

Immeuble Fanantenana, Rez-de-chaussée, Vatofotsy
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bati-pro Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share